fiarahana???
1. hendry
(
23/02/2004 10:55)
Inona marina ny dikan´ilay hoe "miaraka" e?
Ny an´ny sasany manko dia lazaina fa raha vao tsy nanao firaisana ara-nofo hono ny couple roa dia tsy miaraka @ ilay sens hoe mpisipa ry zareo, ndraindray aza lazaina hoe mpinamana fotsiny.
Amiko tsy ny firaisana ara-nofo no tokony amaritana ilay fiarahana, misy miaraka ary manao ny fanaon´ny mpisipa rehetra nefa tsy manao firaisana ara-nofo, dia tsy miaraka zany ry zareo???

répondu par fijo le 17/05/2004 22:45
2. hendry
(
23/02/2004 11:28)
dia toa zay koa ny @ fiteny vazaha: ilay sortir avec quelqu´un ve midika fa tsy maintsy misy rapport sexuel ao sa tsy voatery. Ny "sortir " hoy aho mety ho fiarahana madio, mpisipa fa tsy manao firaisana ara-nofo zay mazava be @ hoe "faire l´amour".
Ho an´ny sasany mety tsy afa-misaraka reo nefa ny tiako hanontaniana dia hoe inona marina ny dikan´ilay hoe miaraka e?
Ho an´ny sasany mety tsy afa-misaraka reo nefa ny tiako hanontaniana dia hoe inona marina ny dikan´ilay hoe miaraka e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 23/02/2004 23:28
3. peluche
(
23/02/2004 11:39)
Ny fiarahan'ny olon-droa mifankatia hono tsy afaka sarahina @ilay firaisana ara-nofo,nefa zaho koa de miombo-kevitra @nao hoe tsy ny firaisana ara-nofo no condition azo hilazana hoe miaraka ny olon-droa
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/peluche le 23/02/2004 23:39
4. ikaretsaka
(
24/02/2004 20:28)
arakarak'ilay fiheverana io
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 24/02/2004 08:28
5. aladin
(
24/02/2004 17:56)
le hoe miaraka aloha tsy voatery hoe misy firaisana e!ahoana ohatra raha misy bandy manana fofom-bady hendry be de le sipa tsy mety fa hoe rehefa vita ny mariazy vao manao firaisana? dia hoe tsy miaraka ve ry zareo nafa izy aza efa mpifamofo?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/aladin le 24/02/2004 17:56
6. aladin
(
24/02/2004 17:57)
le hoe miaraka aloha tsy voatery hoe misy firaisana e!ahoana ohatra raha misy bandy manana fofom-bady hendry be de le sipa tsy mety fa hoe rehefa vita ny mariazy vao manao firaisana? dia hoe tsy miaraka ve ry zareo nafa izy aza efa mpifamofo?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/aladin le 24/02/2004 17:57
7. voahary
(
24/02/2004 19:05)
nefa tandremo fa tsy midika akory hoe rehefa manao firaisana aranofo koa dia miaraka satrai mety besoin fotsiny no ilaina anaovana an'iny???
raha nisy bandy iray nanao firaisana t@ mpivarotena ve ohatra dia miaraka ry zareo??? ary raha par aventure fotsiny koa ireto couple nanao firaisana dia miaraka ve izany?? nefa tsy mifankatia akory...

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 24/02/2004 19:05
8. lema
(
24/02/2004 12:56)
ny firaisana no fiarahana voalohany raha tsy misy firaisana dé mpinamana zany jereo anie reny sipa reny rehefa mbola tsy nanao izy dé laviny hatramin'ny farany hoe niaraka t@ iny olona iny izy .aftsy @ makorely zany a!na ny sipa manidina iny ndry mbola sujet hafa
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 25/02/2004 00:56
9. hendry
(
24/02/2004 17:03)
tsy mitombina kosa zany ry lema a. misy azo lazaina hoe miaraka satria mpisipa fa tsy manao firaisana ara-nofo.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 25/02/2004 05:03
10. fijo
(
25/02/2004 10:37)
tsy mbolamiaraka izy izany e.ilay fitenenana hoe mampiaraka anie dia avy amin'ny hoe mampiaraka ilay zavatra e.ka raha hifandany faladia dia aleo manao spaoro.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 25/02/2004 10:37
11. voahary
(
25/02/2004 18:02)
aiza koa ary ianao zany e...
Ny mampiaraka dia le miaraka mandehandeha misakambina lé mpifankatia fa tsy io lazainao io eh!
Ny mampiaraka dia le miaraka mandehandeha misakambina lé mpifankatia fa tsy io lazainao io eh!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 25/02/2004 18:02
12. ccool
(
25/02/2004 18:36)
misy ny oul miaraka foptsiny fa tsy misy ny firaisana ara-nofo d azo lazaina hoe mpinamana fotsiny izy zany,d misy ndray lay oul mpinamana nanao firaisana ara-nofo d azo lazaina hoe mpisipa izy zay,d misy kou nefany lay tsy mpinamana akory nefa manao firaisana ara-nofo d...........
fa zany alou eo hany fa theorie b manadala b zany fa raha ny ahy manokana alou d zao e:misy ny namana hanaovana lay firaisana ara-nofo d iny no antsoiko we sipako d misy ndray namana izay miresadresaka fotsiny d iny ndray ny antsoiko we namako,d misy ndray lay crack crack boum boum, d iny lay tsy azoko mitsy ....ngamba folie passagere....hihihihiihi

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ccool le 25/02/2004 18:36
13. hendry
(
25/02/2004 13:38)
tsy tafiditra ao @ ilay an´i ccool mihitsy zany ilay teny hoe "miaraka" fa ny azy sipa dia namana ary boum boum sy ny karazany ihany. Toa tsy ratsy ilay hevitra nefa tsy mahavaly ilay fanontaniana.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 26/02/2004 01:38
14. fijo
(
26/02/2004 09:32)
hendry a,mahavaly azy tsara mihintsy io voalaza eo ambony io.namana daholo,fa ilay anaovana no atao hoe miaraka amin'ny tena.na sipa
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 26/02/2004 09:32
15. voahary
(
26/02/2004 17:19)
matetika koa ny fitsaran'ny oul mhita anareo ray lalana na miresaka matetika de hoe miaraka ireny e!!!! iny ndray koa aloha mbola tantara hafa e, boum boum crak... passager ve ry ccool mba ahoana ndray ny amin'iny aloha??
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 26/02/2004 17:19
16. six
(
26/02/2004 19:45)
ie io an'i fijo io, zay sy mamanay zao miaraka mankazny an-tsena foana isan'andro
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 26/02/2004 19:45
17. fijo
(
26/02/2004 19:51)
ilay acte no mampiavaka azy e.fa samy miaraka amin'ny tena daholo na anabavy ,na namana,na reny.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 27/02/2004 07:51
18. ccool
(
27/02/2004 20:25)
voahary lay boum boum crack crack passagere d zao ;io efa hifanarahan' ny oul roa fa tsy vitavita @ zao fotsiny io e,mety we oul efa samy manana ny azy fa mba te hiova kely fotsiny alou pour une fois ,tout est permis sans etre vu hono e,...fa zany alou eo ihany fa lay fidelite kou mila dinihina ihany fa tsy azo atao mantsy ny mijangajanga hoy ny didy folo ,d ny teneniko fotsiny d ho an'zay sahy d ataovy fa ho an'zay tsy sahy d aza atao fa samy mizaka ny consecquesany @ farany d tsy hakitaraina fa sitrapo,.......nefa zao kou,za zany manana principe kely zay:...n'entraine jamais tes ami(e)s dans ta chute......d bonne boum boumm dol nareo rehetra fa ny aty zao alou careme kely .
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ccool le 27/02/2004 20:25
19. hendry
(
27/02/2004 15:03)
Ka tsy miaraka mankany an-tsena @ mama na dada na zoky na zandry anie no olana e; fa ilay couple lazaina fa miaraka na tsia.
Inona ny hamaritana hoe miaraka na tsia. Zaho tsy d´acc @ ilay an´i Fijo hoe tsy maintsy misy firaisana ara-nofo vao atao hoe miaraka, misy miaraka (mpisipa) fa tsy mbola na tsy manao firaisana ara-nofo.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 28/02/2004 03:03
20. jhouhlambout
(
27/02/2004 16:42)
Zao fotsiny e:
Inona ny maha samy hafa ny mpinamana tsy mifankafohy(lahy sy vavy) sy ny mpisipa?
Ny valiny no manome ny définition ny hoe: Miaraka.
Inona ny maha samy hafa ny mpinamana tsy mifankafohy(lahy sy vavy) sy ny mpisipa?
Ny valiny no manome ny définition ny hoe: Miaraka.