fiarahana???
21. fijo
(
28/02/2004 20:22)
izay,ny mpinamana na dia tsy mifankafihy aza dia tsy misy ilay "acte" manky.fa ny mpisipa misy io acte manky io.
22. hendry
(
01/03/2004 11:52)
jhouhlambout>Dia lazaivo fa mifanoroka @ molotra ndray koa ny mpinamana tsotra lahy sy vavy, dia lazaivo fa mifampisafosafo @ faritra rehetra koa ny mpinamana tsotra.
25. hendry
(
03/03/2004 11:05)
Efa hafa mihitsy ndray kay zany ilay namana @ i Fijo koa, hitako no tsy miady ilay resaka.
Raha namana tsotra tsy tokony hitranga zany hoe fifanorohana @ molotro na fifampisafoana @ faritra tsy tokony hisian´zany, ohatra nono.
Raha namana tsotra tsy tokony hitranga zany hoe fifanorohana @ molotro na fifampisafoana @ faritra tsy tokony hisian´zany, ohatra nono.
26. xxx
(
04/03/2004 09:50)
raha couple araka ny tokony ho izy dia ny fiarahana
foana aloha no mandeha aloha mazava ho azy, ka
amin'izay fotoana izay dia efa azo lazaina fa miaraka
ihany koa ilay couple, ary ny firaisana dia dingana farany
manambara fa efa matotra ireo olona miaraka ka tonga
amin'ny fahamatorana tanteraka koa ny fiarahana satria
alohan'ny firaisana ara-nofo amiko dia tokony hisy
firaisam-po sy firaisan-tsaina ary firaisam-panahy, ho an'ny
mpino, eo amin'ilay couple.

30. hendry
(
05/03/2004 16:13)
Ka ny anareo anie zany vao miaraka dia any an-trano na eny am-pandriana koa tsy mahagaga raha miteny nareo hoe fiarahana = firaisana ara-nofo.
Fa olona mihevitra hoe ny fiarahana tsy voatery tonga dia firaisana ara-nofo avy hatrany dia tsy hitovy @ définition-nareo mihitsy ny fiarahana aminy.
Fa olona mihevitra hoe ny fiarahana tsy voatery tonga dia firaisana ara-nofo avy hatrany dia tsy hitovy @ définition-nareo mihitsy ny fiarahana aminy.
34. booboo
(
15/05/2004 17:24)
tsy hain'i fijo izay ilay hiran'i turbo misy an'io e ? fa mamy io kah !