sarotra angaha ny mifehy ny fitaovanareo e...?
1. isrine
(
17/02/2004 14:19)
misy tantara iray ity, bandy akamako taloha, mpampianatra izy, ary nilaza fa mampanaonao foana hono ny sipa mpianatra. De efa kopy @ tiany lazaina za, fa mba manontany anareo lehilahy e: nahoana no omena tsiny foana ny vehivavy, lazaina fa maninona na manao fihetsika toy izao sy izao... f'angaha ianareo tsy afaka mampiasa saina sy mandà rehefa sendra vehivavy toy izany?
répondu par rivorijasoa le 12/11/2004 08:29
2. donemaskit
(
17/02/2004 15:04)
tsy izahay lehilahy rehetra kosa e...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 18/02/2004 03:04
3. fijo
(
18/02/2004 20:25)
raha pianatra kosa aloha dia laviko tanteraka ny fiarahana aminy,na dia misarika toa inona aza izy.zaza iny,ny mpampianatra no tokony hisaina,fa tsy hoe mila dia avy aho.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 18/02/2004 08:25
4. lema
(
18/02/2004 11:33)
ka ra mpampianatra eny @ fac kosa az ra fijo dé ahon. zao ry isrine diso lé evitrao fa tsy izahay lahilahy ve no tokony anotany hoe"sarotra anga ny mifehy ny fitaovanareo"
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 18/02/2004 11:33
5. ange
(
18/02/2004 11:51)
ra ny fijeriko azy aloh dia tokony izy roa mintsy no tokony hifehy ny fitiavany mba tsy hisian'ny fandirana!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ange le 18/02/2004 11:51
6. tequila
(
18/02/2004 12:34)
tanana zatra mitsotra hono akia ry isrine a , nefa dia mampalahelo raha zany ko. Mitady excuse fotsiny ...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tequila le 18/02/2004 12:34
7. fijo
(
18/02/2004 16:34)
na prof aiza na aiza ra lema matoa mampianatra dia ampita fahaizana fa tsy hampita tsirinaina a.ny fampianarana lofosana,fa tsy ny vodiny no atao tanjona.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 18/02/2004 16:34
8. isrine
(
18/02/2004 18:15)
tsy resaka fanabeazana no ambarako fa @ fitiavana @ ankapobeny.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 18/02/2004 18:15
9. shadow
(
18/02/2004 18:23)
Na manda aza ny lehila refa ny sipa no mi insiste akory atao.
Za nefa tsy de partizan an'le manadala sipa kely na de hoe betsaka aza ny zaza mba tena tiko sady manja kely dôly aleo manaja tena.
Za nefa tsy de partizan an'le manadala sipa kely na de hoe betsaka aza ny zaza mba tena tiko sady manja kely dôly aleo manaja tena.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/shadow le 18/02/2004 18:23
10. psykatr
(
18/02/2004 18:45)
Samy manana ny excuse-ny daholo io e! Fa raha mpampianatra kosa dia tokony hampianatra ny ankizy hanaja tena, ary ny ankizy hifehy ny tenany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/psykatr le 18/02/2004 18:45
11. ikaretsaka
(
18/02/2004 12:42)
ka izay ilay izy ...ny saina ao ihany fa ny nofo anie malemy hozy ny fitenintsika gasy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/02/2004 00:42
12. pitchou
(
18/02/2004 15:00)
ny nofo mety malemy fa raha matanjaka ny saina sy ny fanahy dia maharesy ny nofo. saingy matetika dia ilay nofo malemy foana no avela hanjaka!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 19/02/2004 03:00
13. ikaretsaka
(
18/02/2004 17:14)
Isrine an, Raha Ianoa no Eva, Mendrika sy meva, Iza indray no Adama, Handa ny Hafanana?
(Hiran'i Silo io an)
(Hiran'i Silo io an)
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 19/02/2004 05:14
14. fijo
(
19/02/2004 20:47)
na fiainana ankapobeny aza,avelao ny zaza fa aza any no misary adala e.maro ireo ny lehibe mahay zavatra tsara.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 19/02/2004 08:47
15. ccool
(
19/02/2004 10:27)
io zavatra io ry zareo fitaizana saina ,ekena alou fa ny lehlahy raha vao mahita vhv sexy tsaratsara tare sy bika d ny crack crack boum boum fona no ao an'tsainy,fa zany tsy midika eo ny lelahy rehetra fa mba misy ihany reo zay oul tena tsotra fa tena efa donto ny lay eo ny lehilahy rehtra zao na zao....ny sain'ny vhv d tsy mety mino tsony ny farany ,ary rariny mitsy zany fa tsy tokony hi se borner @ zany ny saina fa mba tokony jerena sy dinihina ihany ny tena marina ,fa ny mifehy an 'zany alou dia sarotra e,fa io mihankina @ ny tsirairay e,fa zao kosa nefa ny tsy azo lavina,io zavatra io tato ato d to lasa hifaninanana zay mahavita b ndrindra hono
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ccool le 19/02/2004 22:27
16. isrine
(
19/02/2004 13:09)
ny zavatra rehetra amiko dia azo fehezina avokoa!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 20/02/2004 01:09
17. ikaretsaka
(
19/02/2004 17:39)
fa raha miseho ilay zavatra manaitra azy na fehezana tahaka ny inona aza lasa ihany e... ohatra hoe raha mamehy tena ianao tsy hisotro toak araha efa mpisotreo toaka hiringiriny... raha mahita toaka sy provoken'ny namana dia mety ho tente ihany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 20/02/2004 05:39
18. fijo
(
20/02/2004 09:38)
eny e,fa tsy homena toaka koa ny zaza.
ny zaza ry zalahy mba hajao kely,fa aza any no misary adala a.
ny zaza ry zalahy mba hajao kely,fa aza any no misary adala a.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 20/02/2004 09:38
19. ccool
(
20/02/2004 09:25)
ny zavatra rehetra azo fehezina raha mbola ianao irery no concerne,fa sarotra ny mifehy oul hafa,d ny taoka azo hialana soa amantsara na dia miteny ary ny akama we sotroy less a.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ccool le 20/02/2004 21:25
20. pitchou
(
20/02/2004 14:50)
marina ny tenin'i ccool!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 21/02/2004 02:50