enao v mino
1. naps
(
11/02/2004 19:56)
enao v mino fa ny fitiavana eo @ lahy sy ny vavy mety haharitra( amitié)
répondu par kitjo le 19/03/2004 17:05
2. voahary
(
11/02/2004 20:03)
zah aloha mino raha ohatra ka ifandraisana tsara ny maha amitiés an'ilay izy, izany hoz raha ohatra ka samy mieritreritra ny roa tonta fa mpinamana, matetika mantsy tsy izany no mitranga
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 11/02/2004 20:03
3. tenio
(
11/02/2004 09:04)
Possible mais difficile. Ny tena olana koa anie dia ny vavan'ny olona e! Ny olona manko vao mahita olon-droa miaraka dia efa hafa ny eritreretin'dry zareo.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tenio le 11/02/2004 21:04
4. donemaskit
(
11/02/2004 10:14)
mino mihitsy ka ! betsaka ny ohatr'zany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 11/02/2004 22:14
5. miavisoa
(
11/02/2004 10:49)
Misy aloha izany raha tsy tratry ny fakam-panahy aloha e! dia miova tampoka indray any aoriana!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/miavisoa le 11/02/2004 22:49
6. nirinata
(
11/02/2004 10:57)
za alo manana meilleur ami kofa fa mety tsara mitsy!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/nirinata le 11/02/2004 22:57
7. rinakely1
(
11/02/2004 12:33)
g vécu l'expérience fa mety zany ary tena amitié solide satria rah manana olana @ sipako na fianarako na ny fianinako def any @fona no miantefa e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 12/02/2004 00:33
8. ari.malala
(
11/02/2004 12:40)
Possible mihintsy ny amitié @ lahy sy ny vavy, za zao ny namako lehilahy no ankamaroany, fa mety tsara ka. raha ny vavan'ny olona indray, ny olona tsy maintsy miteny fa ny fiainana mitohy foana ê! rehafa madio ny saina dia ampy izay.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ari.malala le 12/02/2004 00:40
9. kanty
(
11/02/2004 13:32)
Mino kaa. Tena mino ary tena misy ilay izy. Ary mety maharitra mihitsy. Manana finoana e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/kanty le 12/02/2004 01:32
11. fijo
(
12/02/2004 09:54)
ary ahoana io voalaza ery aloha hoe "chantage"io.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 12/02/2004 09:54
12. ramoul
(
12/02/2004 11:22)
za ko aloha mino, kanefa ny lehila na koa vevavy ndraindray dia mety mivadika tampoka raha mahita izay mahasoa azy any izy.Dia eo no mipetraka ny fanontaniana hoe "tena haharitra ve ny maha mpinamana anay sa ahoana?"
Io koa anefa miankina amin'ny tsirairay ihany.
Io koa anefa miankina amin'ny tsirairay ihany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ramoul le 12/02/2004 11:22
13. ari.malala
(
13/02/2004 11:33)
fijo,
Ilay manao chantage anie zany tsy namana no manan-danja bebe kokoa ao an-tsainy fa ny fitiavan-tenany ê! misy zavatra kendreny ao na mialona ny fifankatiavan'ilay namany sy ny olon-tiany izy dia te handrava, nefa minoa ahy ianao fa raha sanatria mi cèder ilay zavavy ka azony izay ilainy d ialany ohatran'ny tsy teo, ary izy aza no handatsa hoe ny anao hadalana! fa raha tena amitié sincère tsy tokony hisy chantage izany. Mety hoe efa ela izy no nitsiriritra ilay zavavy fa ity farany no tsy nety dia zarany aza nisy ilay zavatra hoe tsiambaratelo anilahana sy anaovana chantage.
Ilay manao chantage anie zany tsy namana no manan-danja bebe kokoa ao an-tsainy fa ny fitiavan-tenany ê! misy zavatra kendreny ao na mialona ny fifankatiavan'ilay namany sy ny olon-tiany izy dia te handrava, nefa minoa ahy ianao fa raha sanatria mi cèder ilay zavavy ka azony izay ilainy d ialany ohatran'ny tsy teo, ary izy aza no handatsa hoe ny anao hadalana! fa raha tena amitié sincère tsy tokony hisy chantage izany. Mety hoe efa ela izy no nitsiriritra ilay zavavy fa ity farany no tsy nety dia zarany aza nisy ilay zavatra hoe tsiambaratelo anilahana sy anaovana chantage.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ari.malala le 13/02/2004 23:33
14. fijo
(
17/02/2004 10:42)
ka izay no ilazako hoe misy ambadika kely foana ao.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 17/02/2004 10:42
15. ari.malala
(
17/02/2004 09:04)
fa tsy voatery ka! afaka miaraka madio tsara tokoa ny lahy sy ny vavy ary tsy misy ambadika izany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ari.malala le 17/02/2004 21:04
16. fijo
(
18/02/2004 20:39)
ny vehivavy dia mihevitra toa izany foana,fa ny lahy kosa?azafady ry zalahy,fa marina io lazaiko io.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 18/02/2004 08:39
17. ccool
(
20/02/2004 12:20)
mety maharitra io mety tsy maharitra ,arakaraky kay oul roa ihany io sy zay hifanarahana dry zareo,...bdb ny cas mety hitranaga d tsy hitako zay hanazavana azy,......sarotra b......hihi...cool kosa zany kou
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ccool le 21/02/2004 00:20
18. fijo
(
26/02/2004 09:49)
raha tsy tian'ilay lahy ilay sipa dia marina io,fa raha manja kosa,aza be resaka e.misy zavatra foana ao.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 26/02/2004 09:49
19. six
(
26/02/2004 19:30)
ie, maharitra io raha vao misy tanjona, na ny iray fotsiny aza no manana an-le izy d avy eo mizara izany, mtohy eo ihany io
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 26/02/2004 19:30
20. fijo
(
27/02/2004 20:17)
lasa sipa e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 27/02/2004 08:17