ny kofa tsy maintsy mampirafy

1. vivisexy ( 08/02/2004 19:15)
Ny zavatra tena tsikaroko koa dia ny fampirafisan'ny lehilahy.Eny fa na dia efa manana vady be ary inareo lehilahy dia tsy maintsy mba minana ny hafa ihany ary manadala koa.Nefa raha toa ka ny vehivavy no mampirafy dia tonga dia misaraka.Samy mahay mampirafy daholo anie ny olona rehetra e!Samy mba te-hahita daholo,nefa ianareo koa tsy mahazaka raha toa ka mangalam-pinana kely ny sipa.Ekeko fa ny kofa kapaina tsy hita fery nefa tokony mihaiky koa inareo lehilahy fa ny sipa ko anie ilainareo e!ary raha vao domina kely ianareo dia mahatsiaro maharary.Olombelona anie ny vehivavy e ary mba tiany raha toa ka fidel ianreo.Koa mangataka anareo lehilahy efa manana vady be aho mba hanaja ka ho fidel @ rafotsy daholo inareo ka ho sambatra ny ianareo roa.Ary ny vehivavy koa mba hanome satisfaction ny vadiny na @ inona izany na @ inona
répondu par fijo le 28/02/2004 20:38
2. donemaskit ( 08/02/2004 16:25)
voaray ny hafatra !
3. donemaskit ( 08/02/2004 16:38)
tsy ny kôfa rehetra no mampirafy Vivisexy an, za ohatra.
4. ikaretsaka ( 08/02/2004 18:49)
izao ialahy angamba no tsy ramazkita... aza maika mitompo teny fatratra hoa... rehefa maty ny baolina vao mandeha ny commentaires sy mihoraka ny pijery fa tsy vao eny an-tanana akory dia efa hoe izao sahady
5. jhouhlambout ( 09/02/2004 20:54)
Satria matanjaka be ny défensen' ny Ekipa(Fiainana)
6. donemaskit ( 09/02/2004 10:08)
hanaovana crossover izy raha zay e
7. vegas ( 09/02/2004 12:23)
Ka efa zay mihintsy ilay izy ka atao ahoana aza! Ny azonay atao dia ny hoe ahena fotsiny angamba ny isan'ny sipa iarahana. Zay aki fa aza kivy an.
8. ikaretsaka ( 09/02/2004 17:38)
ka rehefa lasa ho azy ny crossover vao mibitaka fa mbol avao yao ming ve ny ao dia handeha hanao fatsakambehivavy?
9. fijo ( 10/02/2004 11:09)
sady izao anie radone e.rehefa tsy ialahy no manao,dia izy.ka misafidiana.ho voa sa hamely.
10. rinakely1 ( 11/02/2004 12:44)
voavely e!
aza mampirafy ntsony wa nareo lélà fa mitaraina mafy mitsy ny jobakely retra!
rah hendry zao nareo d tsy mikorontana mitsy ny fiainam-pitiavanareo!
11. fijo ( 12/02/2004 10:35)
ary rinakely ve tsy mampirafy??????
12. donemaskit ( 13/02/2004 19:53)
na ho voa na tsy ho voa, raha mbola Donemaskit no anarako dia tsy hampirafy zany aho ry zalahy a !
13. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:45)
aza atao lasakovavany hoa ary aza mitompo teny fatratra
14. donemaskit ( 14/02/2004 10:42)
nareo ve hahalala an'ahy mihoatra noho za ihany e ?
15. fijo ( 17/02/2004 11:05)
done a,ny olona misy ahiahy(doute)no tena mahay mandinika ny ataony rehetra.
ary tsy misy ratsy hoatran'izany hoe tsy misy ahiahy izany.satria tsy azo ahintsy intsony.
oh:vavolombelona tamina aksida ialahy.ariva ny andro.tsy hita tsara ilay lokon'ny fiara.ka eo ialahy dia hilaza hoe tena fotsy ilay fiara.nefa tsy misy fiara fotsy misy pempo,fa manga tanora no nisy niditra garazy,dia hafaka madio ilay nanao heloka.fa raha niahiahy ialahy hoe mety fotsy na manga tanora ilay izy,dia mora ny fitadiavana ny marina.
16. pitchou ( 17/02/2004 16:47)
asakasak'izay te-hampirafy fa rehefa sendran'ny accident dia mahaiza mi-encaisser e! ary rehefa mba ampirafesina dia mahatantesa koa ary fa aza mampiaka-peo!
tsy mba i done ianarana moa fa!
17. fijo ( 18/02/2004 20:44)
inona kay ilay akisida ry pitchou?
ka radone tsy hietsika ve no hianarana kle
18. ccool ( 20/02/2004 12:29)
merci pour la lecon de moralite .t'es cool,mahafinritra mitsy zany e,fa tsy ny lehilahy rehetra no mampirafy e,.............mahazo bizz enao @ ny zavatra notenenenao io e,
19. pitchou ( 20/02/2004 14:56)
akisida? betsaka ! oh ny aretina, ny zaza tsy niriana, ny fitiavana nahita faka tampoka nefa ilay iray numero eo @ fiainanay fotsiny ianao ... tsy vitsy no tratra'izany!
20. donemaskit ( 20/02/2004 19:13)
RaDone mihetsika ka, fa tsy manao an'zany @ vehivavy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3118