ny kofa tsy maintsy mampirafy
23. voahary
(
25/02/2004 19:40)
koa tsy mahazo merci raha vao mamporisika ny olona hampirafy eo kah
Misy koa tonga ho azy eo le fampirafesana tsy amim-pieritreretana ho ehay kay zah ty mapirafy!!!! héhéhé,
be ny mijaly @ io kah, be koa ny efa vita vaksiny ka de mionona....
Ny aza mba tratrany ihany
Misy koa tonga ho azy eo le fampirafesana tsy amim-pieritreretana ho ehay kay zah ty mapirafy!!!! héhéhé,
be ny mijaly @ io kah, be koa ny efa vita vaksiny ka de mionona....
Ny aza mba tratrany ihany
27. sara
(
27/02/2004 09:59)
Marina mihitsy fa tsy mahatanty ny lhl rehafa atao, i Donemaskit ve dia mba azo inoana? ireny indrindra no tena manao ry pitchou a!
