mila mandinika ve sa ...........
1. lema
(
07/02/2004 14:58)
rehefa miaraka @ na sipa énao dé elaela lou izy zay vo manao.
inona no conditions tadiavinareo zay nareo vo mety manaohoe :hoe tena tia anareo ve lé bandy sa........
ary nareo ve mahavita manao @ lhl tsy tinareo.
inona no conditions tadiavinareo zay nareo vo mety manaohoe :hoe tena tia anareo ve lé bandy sa........
ary nareo ve mahavita manao @ lhl tsy tinareo.
répondu par fijo le 30/03/2004 09:23
2. jhouhlambout
(
07/02/2004 15:46)
Efa nieritreritra hanontany izany koa aho.
Ka mba te ahita ny valiny koa
Ka mba te ahita ny valiny koa
3. xxx
(
07/02/2004 15:59)
za alo tsy miraka manao@kofa tsy tiko zany e! asa ny sasany!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 08/02/2004 03:59
4. ikaretsaka
(
07/02/2004 17:03)
ka inonany anton'ialy eo tsy tianao izany ry XXX? io anie no anontanianay anao e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 08/02/2004 05:03
5. rinakely1
(
08/02/2004 20:42)
zako zao nanao t@ lélà tsy d tiko we d'amour fa izy saiky manintona ahy ny physique d nanao comme ça!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 08/02/2004 08:42
6. ikaretsaka
(
08/02/2004 10:50)
1 iny aloha!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 08/02/2004 10:50
7. pitchou
(
08/02/2004 15:12)
ny ahy dia tsotra tena tsotra: tsy miaraka @ olona tsy tiako aho! ary ilay olona tiako tsy nanao izahay raha tsy efa tapa-kevitra ny hiroso lavitra!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 08/02/2004 15:12
8. ikaretsaka
(
08/02/2004 15:34)
mandeha ho azy io rehefa otsots'zay
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 08/02/2004 15:34
10. fijo
(
10/02/2004 20:53)
ahoana moa no ahafantarana fa hiroso lavitra izao ilay fitiavana?
marina kosa ny an'i rinakely ko.mba tsy haritra dia alefa aloha.fa tsy hiafy hiandry ny tsy hita eo.
marina kosa ny an'i rinakely ko.mba tsy haritra dia alefa aloha.fa tsy hiafy hiandry ny tsy hita eo.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 10/02/2004 08:53
11. rixes
(
10/02/2004 11:25)
marina ny ny an'i fijo sy rinakely raha miandry eo ianao hoe hatraiza ny fitiavana dia tsy hanao mihintsy nareo , fa na izany aza mba jerena ihany ny olona anaovana an'izany e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rixes le 10/02/2004 23:25
12. pitchou
(
10/02/2004 17:53)
d izaho aloha tsy otran'izany e! manjary tsy mahita tsirony fa otran'ny mangala-pihinana, koropahana sao misy mahatratra! aleoko angala fy!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 11/02/2004 05:53
13. fijo
(
10/02/2004 19:22)
fa angaha kosa mangalatra eto ry pitchou.samy libre anie e.fa mba tsy handaniana andro.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 11/02/2004 07:22
14. rinakely1
(
11/02/2004 13:22)
ny fotoana hono volamena e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 12/02/2004 01:22
15. lema
(
11/02/2004 15:32)
marina zany ry rina a!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 12/02/2004 03:32
16. fijo
(
12/02/2004 20:16)
izay mantsy.ilay manenjika avy eo mantsy mandreraka.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 12/02/2004 08:16
17. rixes
(
12/02/2004 16:28)
sady ilay mangala-pihinana ange no tena matsiro sady mampite hiverina fona .
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rixes le 12/02/2004 16:28
18. ikaretsaka
(
12/02/2004 13:56)
tandremo ary sao tratra fa ny loha no ho tapaka
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 13/02/2004 01:56
19. fijo
(
12/02/2004 18:43)
avy dia mody sasako ny vilany ko
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 13/02/2004 06:43
20. pitchou
(
15/02/2004 17:20)
rixes vôlera manger an! ary fijo misy traikefa @ fangalaram-pihinana an! @ sisa hidina lakile any anaty larimoara fotsy ny sakafo fa ttttttssssssss!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 16/02/2004 05:20