mila mandinika ve sa ...........

21. ikaretsaka ( 15/02/2004 17:48)
raha tsy mihidy karetsaka dia voavoha foana ko
22. nala ( 16/02/2004 15:51)
Tsy manja izany manao amin'ny tsy tiana izany. zahay vehivavy mantsy raha tsy fenofeno daolo ny condition retra dia otran'ny tsy feno tsara koa ny rehetra e.
Tsisy tsara ohatry ny mandinika tsara (tsy voatery ho ela be) vao miakatra amin'ny toerana avo indrindra e (Tarika tarika).
23. ikaretsaka ( 16/02/2004 17:29)
ka io hoa no tonga amin'ilay noteneniko hoe ny vehivavy maanome ilay zavatra mba hahazoany fitivana fa ny lehilahy manome fitiavana mba hahazoany ilay zavatr.. dia mifameno eo...
24. fijo ( 17/02/2004 20:25)
marina tsy misy azo lavina io voalazan'i karetsaka io.
pitcjou,aza dia manafina sakafo e.
25. ikaretsaka ( 17/02/2004 09:11)
ze tsy manome tsy mahazo e
26. pitchou ( 18/02/2004 15:08)
ka nareo roalahy manao fetsifetsy ko! ary hono hoa! toa mianatra mampifila sahady ikaretsaka
27. kally ( 18/02/2004 16:10)
Marina izany,ataovy grijajà kanjo ny sakafo Pitchou a! izy roalahy ireo manko....sefon'ny mpitsaokalentika anie ireo e!
28. ikaretsaka ( 18/02/2004 17:25)
kally koa mody manamasintena eo nefa rehefa voasafo.. mitsaokalentika koa
29. fijo ( 19/02/2004 20:15)
moramora daholo e.samy tia sakafo isika,ka aza dia mifampijaly toa io e.
30. ikaretsaka ( 19/02/2004 10:24)
za manko gaga
31. pitchou ( 19/02/2004 17:05)
ehe! ka sakafo ve no ahahaka tsy hitangoronan'ny lalitra e! aleo atao tsara pirina tsara! dia rehefa hisakafo vao avoaka dia afanaina @ micro-ondes!
32. fijo ( 20/02/2004 20:26)
ngaha kosa moa dia hoe ahahaka e.fa mba tsy dia atao pirin'antitra sao bobongolo.
33. pitchou ( 20/02/2004 11:03)
ka aleo hoa arindra ny fotoana fisakafoanana! ny sasany mitady hoe handalo d hangala-pihinana!
34. hendry ( 23/02/2004 13:31)
Zaho kosa aloha raha tsy mba efa tena sure hoe ohatran´ny mety mba ho tena "ilay izy" (mety ho rava ihany nefa rehefa tsy anjara) tsy miditra e. Ny maimaika tsy tsara satria mila mba mifampizaha toetra sy fomba fiaina kely aloha, zany matetika ny mahasosotra anay vehivavy aminareo lehilahy, maimaika ohatran´ny ...
Ilay miandry ela loatra koa nefa tsy mety satria sao mba misy itiavana azy ihany ilay bandy dia tsy maintsy jerena zay mahafinaritra azy mba tsy andehanany any ankafa. Mila marimaritra iraisana io.
Fa ilay manao @ olona tsy tiana zany toa tsy lasa koa, dia ny inona fotsiny zany no ampiadiana fa ny finiavana tsy ao mihitsy, aaa ka.
35. lema ( 23/02/2004 14:54)
ka ireo sipa milaza fa tsy hanao raha tsy ho lasa lavitra ny fitiavana dé mbola lehilahy iray zany hatramin'izao no niaraka taminareo?
36. ikaretsaka ( 24/02/2004 20:36)
misy efa fanimpitony hono
37. hendry ( 24/02/2004 16:53)
zay tenenin´i lema zay ilay fisaina-dehilahy, fa ngah dia rehefa tsy manao dia tsy maintsy hoe iray foana ny niaraka hatr@ zay? misy lhl tsy mahandry dia miala dia tonga ny fanindroany, mety misy disadisa ndray dia lasa iny ary tonga ny fanintelony. Tsy voatery ho iray ka.
Possible ilay fanimpiton´ikaretsaka.
38. fijo ( 25/02/2004 09:44)
ka rehefa izany ihany kosa ve,tsy aleo miditra amin'ilay voalazan'i lema le
39. herrykelly ( 29/03/2004 18:03)
Raha mbola sipa kely na bandy kely dia aleo aloha mandalina sy mandinika tsara vao miaraka amin'nolona tsy fantatra fa raha isika efa lehibebe dia revy fotsiny sisa no atao na lahy na vavy. Io aloha hitako amin'ny fiainantsika isan'andro e ! sa ahoana
40. herrykelly ( 29/03/2004 18:05)
Raha mbola sipa kely na bandy kely dia aleo aloha mandalina sy mandinika tsara vao miaraka amin'nolona tsy fantatra fa raha isika efa lehibebe dia revy fotsiny sisa no atao na lahy na vavy. Io aloha hitako amin'ny fiainantsika isan'andro e ! sa ahoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2216