inn no mahatonga azy manao an'zany

1. xxx ( 07/02/2004 10:06)
tantara lava ihany fa ezahiko afohezina. nisaraka t@olontiako aho 4bolana lasa izay(zà no nanampakevitra satria nisy zvt tsy mety saika hataoko)! miantso ahy ihany izy anefa ndraindray, ary ndraindray tena miaraka zahay.taty aoriana milaza @ko ny namako fa efa manana sipa izy any ho any nefa izy mbola mitady ahy foana hatr@zao(niainga mihitsy ny resaka we hiverina hiaraka!)rehefa sokirina izy anefa momba an'zay resaka sipa zay, tsy mba manaiky we misy izany! nantsoiko ary indray andro, de sipa no nandray, sura zany fa izy! efa tratra zany de navelako.nefa mbola miantso ahy ihany ary ny loza de tsy mety mitsotra fa zao ihany no asesiny: mbola zà hono no tiany, katsaka tsaramaso... bon, zà alou tsy hatoky azy ntsony. fa ny tiako ho fantatra de we inn no tena mahatonga azy manao an'zany? fy ny ary de tsy foy ny eroa ve? sa hamaly faty sa inn? nareo lelà zao no mahafantatra we inn le tena antony, tsy manakana ny vevavy tsy hamaly anefa.
répondu par fijo le 25/02/2004 11:52
2. mahaizamifidy ( 07/02/2004 14:08)
Ny mahatonga azy manao an izany dia boloky lahy homam-boatseva izy izany(efa fantatrao)
3. lema ( 07/02/2004 14:40)
ao anatiny lhl folo raha asaina mifidy ny sipa ray dia miteny izy hoe i X ny ahy no tiako fa ra sipa folo kosa dé asaina mifidy ny bandy ray dé izy folo no tiany.
4. xxx ( 07/02/2004 15:47)
il ne c plus koi faire de sa vie!il cherche un remède vers une autre qui peut la soulager!
5. poupounesana ( 07/02/2004 15:55)
zà alou le nanoratra tery ambony! misaotra anareo namaly. de ny saika hanontaniako anareo, rah mbola miantso ahy izy, inn hoy ianareo no tokony holazaiko azy?sao de zà mitsy manko no fopla rehefa miteny. tsy te hanimba fihavanana koa aho na de hoe tys hiaraka @ny intsony aza.
6. poupounesana ( 07/02/2004 16:25)
ny tiko atongavan manko de izao:t@zay niaraka alou de tena tsy nisy kianina mitsy izy.ary tena sura aho fa tena tia ahy izy t@ zany! tsy hitana alahelo @ny zà fa tiko ho tonga saina tsilaim izy @ zavatra ataony! rah vao gidraina manko ny oll vao may mivadika! ka inn re no tokony atao mba tsy hampiova azy be loatra eh?na de we tsy ho ahy ary izy.
7. ikaretsaka ( 07/02/2004 17:10)
samy sitrapo iznay fa iareto, samy te hirevy kely tany antsisiny de avy eo...
8. fijo ( 10/02/2004 11:19)
rehefa ianao aloha no nitarika dia mba mihafy indray izao.ary ianao ve anefa mbola tia azy?
misy mantsy bandy mbola tia olona hafa,fa manisy remplacante satria efa voa e.mety mbola tena tia anao izy,fa avelao kosa izy mba hiaro tena amin'izay.
9. xxx ( 10/02/2004 15:51)
za alo miteny fa mitady sipa solony injy fotsiny izy hanalany heritreritra sy mba ampisehony kou hoe na laozandry aza izy d mazaka! na zany aza!

ka ny anareo kofa anie ry fijo!na miaraka @ zao aza d mahita remplaçante foana vao tsy eo ny sipa!

ra @ko manonkana akia! d fataro alo ra bola tia azy injy! fa ra tsy tia azy tsony dia aza hiasaina loha loatra fa aleo anao zay ataony! satry injy no niala! d aleo izy hamono lolo any! ra tsy tia hoa!fa ra tia azy injay d zavatra hafa!

ka injy bola tia azy sa?
10. fijo ( 11/02/2004 20:31)
i xxx anie izany miverina amin'ny nolazaiko ihany e."mbola tia azy ve aloha ilay manontany?"
ary i xxxx ahoana moa no ilazanao fa manana remplacante foana izahay?tsy mbola niaraka akory isika dia efa izany no lazainao.tsy aleo ve aloha manandrana,sa ahoana?miandry aho.
11. rinakely1 ( 11/02/2004 12:48)
lélà, lélà foana, reraka eto foana sika vhv rah hitady ny prq du comment ny lélà fa d accepetena zé misy e!
12. xxx ( 11/02/2004 14:36)
xxx hafa io ry fijo!ka kofa anie kofa fona!! marina mitsy io lazainy rinakely1 io e!!
13. poupounesana ( 11/02/2004 17:10)
tena marina daolo ny anareo! fa zao, tsy haiko ry reto na mbola tiko izy na tsia ah! misy mba prétendant ihany taty aorina (efa 4 bolana zay zao no nisaraka) fa tsy misy tiko (tsy misy nitovy t@ny angamba) sa zà v no fatrapifidy! fa ny tena atahorako angezao :sao de le fomba nitraiter-ny anà fotsiny no tena nikasako hiverina hiaraka @ny fa tsy we satria tiko izy!ny bandy zay mba interessant eto Tana eto manko toa mampirafy daholo 'zay hitako alou han!) ny hiverina @ny koa nefa mampatahotra ahy satria fantatro fa tsy maintsy hiahiahy b azy aho!manaiky aho we zà no nahatonga an'le izy, nefa mba toroy hevitra eh! zà alou niaraka t@ny vao sambany niaraka t@oll ela b, ary tena tsy nampirafy azy mitsy hatr@ zayka hatr@ zao fa "saika" solafaka aho no nahatonga ahy nisaraka t@ny.tantara lava fa hatreo de mety efa azonareo!mbola misaotra mialoha
14. poupounesana ( 11/02/2004 17:13)

15. poupounesana ( 11/02/2004 17:13)

16. poupounesana ( 11/02/2004 17:13)

17. fijo ( 12/02/2004 10:39)
ka raha tsy tena hainao izay tianao atao,dia sarotra be ny hanoro hevitra hanao.
18. xxx ( 12/02/2004 09:59)
ka tsara fatarinjy tsara alo hoe bola tia azy v injy!!tahaka lazain'i fijo io mitsy!
19. xxx ( 12/02/2004 10:56)
raha very evitra ianao dia avelao any izy dia mitadiava bandy ato @ forum e!milay ny bandin'ny forum misy ny qualité rehetra zay tadiavinao
20. xxx ( 12/02/2004 12:26)
zay nareo kofa zay!! refa hangatahana hevitra miteny ohzany daol! d maninn kou zao manao anzany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1078