inn no mahatonga azy manao an'zany

21. poupounesana ( 12/02/2004 15:04)
ka zay anie le olana eh! tsy haiko zay ressenter-ko ho azy! mety le zà tsy manana olona iarahana angamba de nieritreritra aho we hiverina @ny!(nisy nanontany mitsy zà indray mandeh we sao d ataoko aspirine fotsiny ny zanak'oll fa tsy tiako akory).ngah tsy niorina ny hodidohako naheno an'zay!tena tonga saina mitsy aho! eny ary eh! tena mety tsy tiako marina izy zany, sady hiverindalàna zany koa sarotra b ihany! aleo ajanona eo iny resak iny fa de misaotra betsaka daholo! fa mahazo manoratra ange ianareo na d tsy momba an'zany resaka mankarary andoha zany aza eh! de tongava daholo ho namana
22. xxx ( 12/02/2004 16:47)
consékences ana fisarahana fona akia zany an!! atsy ho atsy injy hahita ol mbola milay noho izy fa ra tena tsy tianjy tsony d tourne vrément une page!!
atsarovako tantaranol saraka 4bolana zay kou injy!
23. fijo ( 13/02/2004 09:24)
marina izany.miaraha ary amin'ny olona iray hafa,ka raha tena mbola tsy mety maty ilay afo taloha dia izay ianao,vao miverina aminy.fiainana izany,fa aza manome tsiny tena e.
24. xxx ( 14/02/2004 13:38)
poupounete:mandehana amizay ao @ kilalaom-pitiavana ary e!
25. poupounesana ( 16/02/2004 11:49)
la page est deja tourée. de zao koa ny candidat alou misy fa tsy mbola ao @le gout-ko. za koa somary bb critère zay manko. ho an'i xxx mahafantatra tantara mitovy. de nanahoana le oll fantatrao @zao? efa afak'olana v? za reto tsy te hilalao zany ah. sao za iany no hamoy fo eo ny farany. fa tsy mitady vady koa lou za zao fa namana mba hampahery ana. aleoko tys mitady mitsy fa tsy ho avy eny ihany v le ho anjarako eh, sa tsy zany ry reto? refa adiavina manko izy toa tsy hita ihany zay rariny
26. donemaskit ( 16/02/2004 16:26)
tsisy mahamaika e
27. fijo ( 17/02/2004 11:08)
izay mihintsy.sady izay anie ny fiainana e.misy ady kely ,dia mitaintaina be,dia hoe amohifo,nefa any aoriana olona hafa tsy hay akory no lasa vady.
28. donemaskit ( 17/02/2004 15:17)
zany an ?! fa nga moa raFijo efa manambady izy teo ?
29. fijo ( 18/02/2004 20:48)
ka izay ilay lalany e,fa ho an'ilay tsy mitonona anarana mpandefa ity resaka ity,izao atao.asaivo entiny eny amin'ny resto ianao.izay resto tsara an dia rehefa tonga ny sakafo,dia mody mandeha mivoaka ianao(pipi)dia aza miverina intsony.raha miantso anao izy dia lazao azy fa toa izay koa ilay niandry azy hatramin'izay.dia hotsapany amin'izay.
30. poupounesana ( 20/02/2004 13:50)
ho an'i Fijo!
misaotra @le torohevitrao!
ny atahoako we hanaovany pasipaoro ratsy eo zàsao d hatahotra anà daolo ny bandy refa hitondra anà any @resto nefa e (lol) fa tsy maintsy hoataoko zay eh! ary ho henonao eto ny tantara!
31. fijo ( 25/02/2004 11:52)
raha manaratsy pasipaoro anao izy dia mba avy koa ianao amin'ny resaka eran'ny tanana ka.samy mahay io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1571