Tia Sa Tiana?
4. mahaizamifidy
(
06/02/2004 18:36)
Ary raha tsy manana omena ve dia tsy andray mihitsy?
Mitovy ve?
Mitovy ve?
5. mahaizamifidy
(
06/02/2004 19:50)
An An An!ny tiako tenenina anie hoe:iza no tianareo raha miaraka @lehilahy na vehivavy tia azy sa tiany(sipa na namana tsotra fotsiny koa tsy maninona)
7. nananie
(
06/02/2004 10:48)
Lainga lainga tsy aleo lavitra tiana!Loza anie le tia nefa jamba tanteraka lay iray...
8. pitchou
(
06/02/2004 12:49)
ka tsy mety raha tsy izy roa ka! ianao ve hiaraka @olona tsy tianao? sa hampijaly tena @ ny tsy tia anao?
9. medianaranja
(
06/02/2004 14:44)
Ny ahy ndray aleoko miaraka @ ol tia ahy de za no manefy tena ho tia, idd fa ho anay vvavy, ny llahy mantsy rhf we tsy manome zay d tsy tia aminy d aleony ialana, anefa aiza no de ze ol hangataka rht zao d omena!!?
10. pitchou
(
06/02/2004 17:11)
d aleo izy r'ise miala any a! angaha raha manao ny sitra-pony d midika aminy hoe tia? ianao no antitra eo raha izany!
13. donemaskit
(
07/02/2004 11:07)
ka ao @ "mifankatia" nge misy tsofoka "if" e zay midika fa à double sens ilay Fitiavana, zany hoe sady tiana no tia
14. lion
(
08/02/2004 20:25)
Hifankatia fa tsy Mpifankatia.
ilay Hifankatia mbola mifampijerijery toetra eny aloha,fa mbola tsy tena Mpifankatia.
ilay Hifankatia mbola mifampijerijery toetra eny aloha,fa mbola tsy tena Mpifankatia.
15. pitchou
(
09/02/2004 16:10)
eny hao ry done sy karetsaka! rehefa mifankatia ve tsy tonga ho azy @ izany ihany o?
16. pitchou
(
09/02/2004 16:11)
eny hao ry done sy karetsaka! rehefa mifankatia ve tsy tonga ho azy @ izany ihany o?
