Tia Sa Tiana?
25. voahary
(
25/02/2004 19:28)
samy misy lafiny tsara sy lafiny ratsy daholo kouuu
le tiana koa anie tena mankaleo rehefa maola fôna zay ilay olona sa???
Uindraindray aloha aleo fona tia eh , de ianao no micontrôle azy ao eh

27. voahary
(
26/02/2004 19:19)
tena tia tena be le tiana aloha e
Makaleo le tiana foana, tsy mizara mihitsy zany fa de tiana foana ssa mizara kely ???