Ny tena lehilahy
1. ratsiraka
(
03/02/2004 15:24)
- Mahalala mipetraka rehefa tokony hipetraka
- Manana hery miafina sy madio
-Feno voninahitra
-Mahay misitaka kely rehefa tokony handeha...(veloma)
- Manana hery miafina sy madio
-Feno voninahitra
-Mahay misitaka kely rehefa tokony handeha...(veloma)
répondu par xxx le 26/03/2004 20:06
2. xxx
(
03/02/2004 15:34)
zany v tena atao hoe kofa e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 04/02/2004 03:34
3. donemaskit
(
03/02/2004 18:19)
tsy ireo ihany kosa ngamba no maha lehilahy ny lehilahy e... lehilahy 'tsy macho' ny fahazoako an'io.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 04/02/2004 06:19
4. fijo
(
03/02/2004 19:25)
ary ilay hoe:"tsy hiala aho"
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/02/2004 07:25
5. ikaretsaka
(
04/02/2004 10:51)
lehilahy ko hono izany... never give up hoy ny fitenin'dry zalahy aty
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 04/02/2004 10:51
6. fijo
(
04/02/2004 17:08)
fa mila fahaizana manao auto critika ihany ka
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/02/2004 17:08
7. 2689
(
04/02/2004 09:00)
A real man is someone who doesn't leave his friends when Ravalomanana is coming.
Un vrai homme est quelqu' un qui ne rationne pas son ancien rival pour semer la trouble à son nouveau rival et au peuple de celui-ci.
Un vrai homme est quelqu' un qui ne rationne pas son ancien rival pour semer la trouble à son nouveau rival et au peuple de celui-ci.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/2689 le 04/02/2004 21:00
8. xxx
(
04/02/2004 17:38)
hahaha aint that a kick in the a...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 05/02/2004 05:38
9. fijo
(
04/02/2004 19:57)
to lasa forum anglisy izy ity le,ny anay teny sinoa ano hay dia ahoana.2689 kosa mamely akaiky an
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 05/02/2004 07:57
10. ratsiraka
(
05/02/2004 19:32)
2689: Never forget that:
the truth will survive
the truth will survive
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ratsiraka le 05/02/2004 19:32
11. xxx
(
05/02/2004 09:59)
ie ny marina tsy mba maty, koa de mandehana ary hatreho izay marina izay...aza matahotra fa raha nanao ny marina tokoa de hohamarinina izay nataonao rehetra fa tsy disoina...
ny lehilahy dia sahy miatrika izay fanakianana azy rehetra, rehefa mino izy fa nanao ny marina, ary indrindra ihany koa vonona hiatrika hatramin'ny farany izay vokatry ny nataony...
asehoy ary fa lehilahy ianao...
ny lehilahy dia sahy miatrika izay fanakianana azy rehetra, rehefa mino izy fa nanao ny marina, ary indrindra ihany koa vonona hiatrika hatramin'ny farany izay vokatry ny nataony...
asehoy ary fa lehilahy ianao...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 05/02/2004 21:59
12. lema
(
05/02/2004 11:24)
asehoy ny maha lehilehy anao tsy
i "stallone"zany no aseho an!
i "stallone"zany no aseho an!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 05/02/2004 23:24
13. fijo
(
05/02/2004 19:12)
marina izany fa raha tena lehilahy,indrindra manamboninahitra tsy mitsaoka ny namany,ary koa tsy mandositra ni fitsarana azy.iza tamin'ireo no mba vitanao?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 06/02/2004 07:12
14. ikaretsaka
(
06/02/2004 12:10)
ny tena lehilahy di amahay mampiseho ny maha lehilahy azy imasombahoaka.. toa izany kao ny tena vehivavy!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 07/02/2004 00:10
15. pitchou
(
06/02/2004 15:17)
mahay mamoy izay tiana indrindra e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 07/02/2004 03:17
16. xxx
(
07/02/2004 17:03)
pitchou> inona ny idiran'ilay hoe mamay mamoy izay tiany indrindra
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 07/02/2004 17:03
17. rinakely1
(
08/02/2004 20:31)
zany v d tsy kopinao e?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 08/02/2004 08:31
18. pitchou
(
09/02/2004 20:15)
oh hoe voatery hiala @ ilay seza confortable fa tsy maintsy ery ambony akalana ery no mipetraka d mahatanty ny saina!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 09/02/2004 20:15
19. fijo
(
10/02/2004 10:24)
raha olona salama saina dia mahavita an'izany,fa raha misy fahavoazana toa andratsiraka tsy mahatanty an'izany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 10/02/2004 10:24
20. pitchou
(
10/02/2004 17:39)
ka izao aloha izy niala tery @ lapan'Iavoloha dia mipetraka @ appart kely ko!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 11/02/2004 05:39