Ny tena lehilahy
22. ikaretsaka
(
11/02/2004 17:03)
ny tena lehilahy dia mena ny lokony androany dia rahampitso manga dia raha afaka ampitso mavo , dia aletika ny namana mba hitazonana ilay seza
33. pitchou
(
15/02/2004 10:03)
toa marina ny an'ikaretsaka! tsy vehivavy koa aloha izy e! vehivavy ve d haaiky resy am-bavany eo! ahahahahahaha!
35. pitchou
(
15/02/2004 17:04)
tsy possible ho bisexué io ry done a! raha bisexué manko izy d sady tsy resy am-bavany no tsy nitsoaka!
37. pitchou
(
21/02/2004 12:34)
raha atao any @ ireny cirque ireny izany iny mety ho betsaka mpijery o?
39. ralipo
(
26/03/2004 20:05)
Raha ilay pseudo aloha dia tena lehilahy nahavita ny zavatra tsy hain'ny Malagasy adinoina mandra-pahafatiny (90% mauvais souvenir hoan'ny 90% ny olona ary 10% aleo ny ao ambony no hitsara).
Raha ilay hevitra indray, oln "Mégalomane" nefa "lâche", ny tena lhl rangahy ity de olona sahy mizaka ny vokatry ny natao f'angaha izy ty sokatra ka:
1-hialokaloka ao anaty "carapace" rehefa voky.
2-Tsy latsaham-baratra ny trano misy. (izay mamafy rivotra mijinja tadio)
Mérite omena ny voninahitra fa tsy misora-tena ohatra izany.
Amiko aloha faran'ny ratsy io famaritana io

40. fijo
(
26/03/2004 09:36)
ny rehetra no efa mahita io ralipo an.fa i lery aza anie efa tsy ato intsony e