bandy tsy afaka
1. lema
(
02/02/2004 09:39)
raha mitaraina ny sipa hoe "ny namanao mikitikitika ahy"inona no tokony ho atao
répondu par fijo le 12/02/2004 09:36
2. pitchou
(
02/02/2004 09:53)
zavatra roa no azo atao: avelao hikoty eo fa rehefa reraka v tsy hijanona (mety io raha tena tia anao ilay sipa!); na fanazavana ara-pomba ofisialy @ ilay mikitikita no atao satria fantany hoe efa miaraka aminao ilay sipa
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 02/02/2004 21:53
3. oupsyyy
(
02/02/2004 10:52)
Zavatra mateti pitranga eo amin ny couple zany fa raha tena akama le bandy tsy hikitika an le sipan'ela, ary raha tena tia an le sipa tsy hanaiky koa.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/oupsyyy le 02/02/2004 22:52
4. jhouhlambout
(
02/02/2004 11:12)
Mety daholo ireo hvtr ireo fa ampiako kely: rehefa maizimazina ny anrdo dia tonga masika any @ lé namako aho ka alefa ny fanazavana.
Raha azo atao dia afaka ampiasaina ny force.
Raha azo atao dia afaka ampiasaina ny force.
5. pitchou
(
02/02/2004 13:05)
aza mba mora akorontan'ny olona loatra moa e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 03/02/2004 01:05
6. lema
(
02/02/2004 13:30)
ka zany ve no akama manindrona antsy ao an-damosina ra bandy hafa ndray né tsy koua e! fa hoe bandy akama mety maha tezitra ihany sa inona no tokony ho atao azy raha sendra azy nareo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 03/02/2004 01:30
7. fijo
(
03/02/2004 20:12)
io voalazan'i oupsy io no tena marina.ny tena namana tsy sahy manao an'izany,ary ny tena tia koa tsy manaiky atao an'izany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/02/2004 08:12
8. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:34)
ary raha misy manao? sakaiza manody? varo tsy mifody?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 03/02/2004 11:34
9. fijo
(
03/02/2004 16:28)
mba atao miafina any iny ko.tsy aseho loatra.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/02/2004 16:28
10. donemaskit
(
03/02/2004 20:57)
fa "mikitikitika" sa "mikôty" fotsiny ? tsy mitovy mints mantsy zany raha ny fahitako azy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 03/02/2004 20:57
11. donemaskit
(
03/02/2004 09:21)
manohana ny voalazan'i Oupsyy sy Fijo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 03/02/2004 21:21
12. lema
(
03/02/2004 10:32)
mikotikoty sy manadala
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 03/02/2004 22:32
13. donemaskit
(
03/02/2004 11:44)
tsy bandy akama izy raha zany, fa anjaran'ilay sipa no misafidy nefa, raha te hiaraka aminy izy aleo ho any, raha tsy te izy dia "ampiasaina ny force" araka ny tenin'i Jhoulambout.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 03/02/2004 23:44
14. fijo
(
03/02/2004 19:28)
izaho indray aloha tsy tia io mampiasa force io.mahamenatra,fa dia aleo fotsiny izy hoany e.fa dia izaho indray no mitsidika rehefa mitady.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/02/2004 07:28
15. donemaskit
(
03/02/2004 19:55)
na dia tsy tsy mirevy azy akory aza ve ny sipan'elah dia avela ho any ?!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 04/02/2004 07:55
16. donemaskit
(
03/02/2004 19:58)
vao misy mikôty zany izy dia any ?!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 04/02/2004 07:58
17. ikaretsaka
(
04/02/2004 10:52)
ko ho aiza indray?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 04/02/2004 10:52
18. ikaretsaka
(
04/02/2004 10:52)
ko ho aiza indray?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 04/02/2004 10:52
19. fijo
(
04/02/2004 17:10)
raha te handeha izy dia bye e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/02/2004 17:10
20. lema
(
04/02/2004 13:18)
ka inona oua no sahaza an'i lery ho tenenina ttsotra ve izy hoe aoka lesy ny ankizy fa mitaraina aty foana sa ahoana?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 05/02/2004 01:18