bandy tsy afaka
21. fijo
(
05/02/2004 20:09)
raha mitaraina be ilay sipa,dia asaivo miteny azy mazava tsara aloha.raha mbola mitoy izay ialahy vao miditra hoe aza forcena letsy fa efa tsy mety izy a.fa raha mety moa izy atao ahoana,fa dia lasa izany ko.
22. nananie
(
05/02/2004 12:15)
Tsy rariny alou zany be kitikitika zany e!Za efa victime,fa nasehoko azy màzava tsara hoe tsy tiako ny ataony.Zao le bandy tsy sahy manantona intsony! Ary apparemment kay zany io zvt io courant! Fa maninn mintsy no tsy mahay mipetraka e?!
25. pitchou
(
06/02/2004 15:14)
raha mikotikoty fotsiny d avelao handany andro! raha tsy tia anao ilay sipa tsy ho tananao akory! sa "propriété privée" tsy mahazo manana safidy ny sipanao?
fa raha mikasikasika mihitsy d arakaraka ilay sipanao! raha mahatezitra azy d aleo faizina
fa raha mikasikasika mihitsy d arakaraka ilay sipanao! raha mahatezitra azy d aleo faizina
26. donemaskit
(
07/02/2004 09:27)
nareo ve tsy mahita goe "faibles" ny lehilahy mikaoty sipa lava (tsy ampy fialam-boly) ?
29. fijo
(
10/02/2004 10:30)
tsy faible izany radone fa chasseur a.ny lehilahy fahagola no miaza ny sakafo.dia nivadika ilay trai kefa.
30. pitchou
(
10/02/2004 17:41)
chasseur angaha? tsy misy olona mety tamana aminy ary izy tsy mety tamana @ olona!
31. fijo
(
11/02/2004 20:09)
aza manao an'izany,fa ny bandy chasseur anie,ka manana ny tena tiany e,ary tena gravy io fitiavany io.
32. ikaretsaka
(
11/02/2004 13:47)
i Ra donne aloha izao no hitako fa faible fa maty akanzotokana ko (ohabolana sy fomba fiteny gasy io an)
