fenoy ny banga (Boulboul angamba izy izay)
1. maria
(
24/01/2004 11:39)
Sady te hihaino ireto hira ireto aho no te hanana ny tonony : iza no afaka hanampy ahy?
"Vita ary izao ny fitiavantsika,
fa nihova, nihova nangatsiaka,...."
"Indreo vondron-drahona roa samihafa...
etsy, etsy andanitra ambony,
tarafin' ny volana,
dia miombo-tafa,
ny alina, ny alina tony..."
Misaotra an' izay mamaly e
"Vita ary izao ny fitiavantsika,
fa nihova, nihova nangatsiaka,...."
"Indreo vondron-drahona roa samihafa...
etsy, etsy andanitra ambony,
tarafin' ny volana,
dia miombo-tafa,
ny alina, ny alina tony..."
Misaotra an' izay mamaly e
répondu par fijo le 20/02/2004 10:46
2. tonah
(
27/01/2004 18:01)
Tena tsy misy haiko mihitsy letsy ilay izy fa miala tsiny betsaka aoho eh!
