fenoy ny banga (Boulboul angamba izy izay)
![](https://avatar.serasera.org/263bce650e68ab4e23f28263760b9fa5.jpg)
1. maria
(
24/01/2004 11:39)
Sady te hihaino ireto hira ireto aho no te hanana ny tonony : iza no afaka hanampy ahy?
"Vita ary izao ny fitiavantsika,
fa nihova, nihova nangatsiaka,...."
"Indreo vondron-drahona roa samihafa...
etsy, etsy andanitra ambony,
tarafin' ny volana,
dia miombo-tafa,
ny alina, ny alina tony..."
Misaotra an' izay mamaly e
"Vita ary izao ny fitiavantsika,
fa nihova, nihova nangatsiaka,...."
"Indreo vondron-drahona roa samihafa...
etsy, etsy andanitra ambony,
tarafin' ny volana,
dia miombo-tafa,
ny alina, ny alina tony..."
Misaotra an' izay mamaly e
novalian'i fijo ny 20/02/2004 10:46
![](https://avatar.serasera.org/8d387dc42974d7652e674f3cd3233ae1.jpg)
2. tonah
(
27/01/2004 18:01)
Tena tsy misy haiko mihitsy letsy ilay izy fa miala tsiny betsaka aoho eh!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tonah ny 27/01/2004 18:01
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
3. fijo
(
28/01/2004 10:12)
tsy mahay mihira indray ny jenjeniera an
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/01/2004 10:12
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
4. xxx
(
19/02/2004 17:47)
o! azafady fa tena tsy haiko e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 19/02/2004 17:47
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
5. fijo
(
20/02/2004 10:46)
...haiko e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/02/2004 10:46