safidiko
![](https://avatar.serasera.org/6486c7f1f1f6f47176198e1a107203e0.jpg)
1. lema
(
23/01/2004 12:59)
inona no tsara miaraka @ sipa tsara toetra ve sa tsara tarehy.
répondu par mamikely le 07/04/2004 09:39
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
2. pitchou
(
23/01/2004 13:23)
izay tianao sy zakanao ihany io ka!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 24/01/2004 01:23
![](https://avatar.serasera.org/6486c7f1f1f6f47176198e1a107203e0.jpg)
4. lema
(
23/01/2004 14:10)
ka tsy miaraka ireo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 24/01/2004 02:10
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
5. ikaretsaka
(
24/01/2004 15:15)
mety raha sendra tsara vintana ialahy... anontanio Ramazikita!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 24/01/2004 15:15
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
6. donemaskit
(
24/01/2004 09:15)
Sipa manja tsara toetra leisy iarahana raha a... raha mijery tsara dia mahita foana.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 24/01/2004 21:15
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
7. pitchou
(
24/01/2004 11:07)
izay mitovitovy aminao jerena e! ataovy mifanahatsahana @ toetranao koa ny toetrany
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 24/01/2004 23:07
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
8. ikaretsaka
(
25/01/2004 17:10)
izay mihintsy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 26/01/2004 05:10
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
9. ravatorano
(
26/01/2004 18:53)
aleo lé manja aloha no hiararhana fa ny manamboatra ny toetrany mora atao.
Ny tarehy ratsy hono sarotra ovaina fa ny toetra ratsy kosa mora miala ho azy eny ihany .
Ny tarehy ratsy hono sarotra ovaina fa ny toetra ratsy kosa mora miala ho azy eny ihany .
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ravatorano le 26/01/2004 18:53
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
10. pitchou
(
26/01/2004 19:37)
raha tsy ny toetranao no amboariny vao lasa rano eo enao? ih,ih,ih!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 26/01/2004 19:37
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
11. ikaretsaka
(
26/01/2004 14:05)
ka tsy ny toetrany ihany ny amboarina fa izy rehetra
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 27/01/2004 02:05
![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
12. jhouhlambout
(
26/01/2004 14:46)
Rehefa tsy afaka atambatra ny toetra tsara sy ny tarehy tsara ao @ olona 1 dia: miaraka alaina @ olona 2 samy hafa.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
13. fijo
(
27/01/2004 20:24)
raha sipa dia aleoko aloha ilay tsara tarehy;raha namana dia ilay tsara toetra,ary raha vady dia hohitako eo ihany e
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 27/01/2004 08:24
![](https://avatar.serasera.org/8c81766fd23f97d3f386db774a04e8a7.jpg)
14. samoina
(
27/01/2004 19:57)
Tiavo aloha ilay tsara toetra dia mihonona @ ilay fitenenana hoe " Ny tiana mitombo tarehy " e !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/samoina le 27/01/2004 19:57
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
15. pitchou
(
27/01/2004 17:57)
kay! mitombo tarehy ahoana? lasa botabota misy takolaka otranay sy Fijo v? manja zany isika ry Fijo a!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 28/01/2004 05:57
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
16. fijo
(
28/01/2004 09:19)
ny bota indray manja hatramin'ny mbola kely ka.nga adinonao sahady ilay tamin'ny mbola kely nataon'ny olona hoe"hay botabota kely mahafatifaty koa ianao izany an"
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 28/01/2004 09:19
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
17. donemaskit
(
28/01/2004 10:58)
za leisy t@ ireny ihany no mba botakely mahafatifaty !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 28/01/2004 10:58
![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
18. pitchou
(
28/01/2004 16:55)
ndriiiiii! mampalahelo indray done zany! tsy mba misy mpitia angaha no tsy nitombo tarehy? mitoto koba indray ary e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 29/01/2004 04:55
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
19. fijo
(
29/01/2004 20:22)
misotroa lehitia labiera be fa hitombo ialahy a.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 29/01/2004 08:22
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
20. donemaskit
(
29/01/2004 09:10)
Aza manahy ka, taloha aho botakely mahafatifaty, zao aho lasa mahafatifaty ihany sisa ! Sady misy mpitia tsara ka...
na ny vary aza hono leisy mampatavy koa !
na ny vary aza hono leisy mampatavy koa !
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 29/01/2004 09:10