safidiko
21. fijo
(
29/01/2004 19:55)
ny ahy letsy tsy mampaninona ahy izany a.izaho indray tsy hiafy kaly izany.ny tsy mahita aza tsy fidiny ko.
28. mamikely
(
07/04/2004 09:39)
Raha ny toetrany no tsara, ho entiny mandrakizay iny ary mbola hitombo fahatsarana aza.
Raha ny endriny fotsiny no tsara, dia ahoana ianareo rehefa elaela ka lefy ilay endrika kanto teo?
Mahaiza misafidy.
Raha ny endriny fotsiny no tsara, dia ahoana ianareo rehefa elaela ka lefy ilay endrika kanto teo?
Mahaiza misafidy.
