ireo vehivavy lehibe taty frantsa

1. tsarakely ( 17/01/2004 11:27)
misy toe-javatra toy izao: efa nifakafantatra hatry ny ela izaho sy ity tovovavy iray. Tsy mahafantatra aho ny fomba nandraisany ahy. Izaho nandray azy ho toy ny anabavy. Izy anefa toa misakambina ahy indraindray rehefa eny an-dalana; izy anefa efa manam-bady. Ambarany amiko daholo ny tsiambaratelon'ny vadiny. Misy tanjona kendreny ve? Sa malalaka be ohatr-izany ny fomba fisainana aty an-dafy?
répondu par donemaskit le 13/02/2004 19:29
2. rinakely1 ( 17/01/2004 15:10)
ny oln aty an-dafy ry se an : d oln ouvert d'esprit daholo, tsy misy zé henatranatra zany, ny arrière pensée v moa tsy hisy ihany fa tsy misy suite e!
3. ikaretsaka ( 17/01/2004 16:03)
Aleo ny tantara no mitsara anazy...
4. donemaskit ( 19/01/2004 20:12)
Tsy ohatr'izany daholo ny sipa aty kah... Mba misy pudiques ihany.
5. xxx ( 19/01/2004 20:57)
Tsy misy kosa izany ranomaso tsy aman-tsetroka izany e ! "Hitsikitsika tsy mandihy foana raha tsy ao raha", hoy ny Razana.
6. pitchou ( 19/01/2004 10:34)
mety hoe raisiny ho confident ianao satria namany, fa tsy hitany izay iresahana ny zavatra manitikitika ny sainy! indrindra raha zavatra mikasika ny lehilahy ka mety tsy ho hitan'ny namany vehivavy izay havaly azy!
7. rinakely1 ( 19/01/2004 11:32)
ka izay indrindra no resahiny an'lé lélà io kou!
8. ikaretsaka ( 19/01/2004 12:32)
Supposition daholo izany...fa anontanio izy raha za ialahy
9. donemaskit ( 19/01/2004 16:30)
ie, hoe inona no tena tadiaviny.
10. tsarakely ( 19/01/2004 17:14)
Sao de diso mantsy ny fiheverako raha mieritseritra aho famisy ny fitiavany ahy, ary hoy le ranamana hoe ny ranomaso tsy tonga hoazy tsy aman-tsetroka ka nefa kosa mifanohitra amin'iazany ilay teny ilay ranamana hoe malalaka be ny fisainan'ny vehivavy gasy nateraka taty sy lehibe aty an-dafy. Ka mino aho fa hosarotra amiko ny hamantra ny hahafantra ny tiany ho lazaina, ary mbola mitohy ny fihetsika
11. fijo ( 20/01/2004 11:04)
izao atao e,rehefa ilay misakambina anao iny izy,dia alefaso tsy nahy any amin'ny nonony ny tananao.jereo ny ataony.raha manohitra izy,dia tohizo kely aloha itsapana azy.fa raha manohitra foana izy dia namana fotsiny ianao.misy mantsy amin'ny voalohany izy mody manohitra hitsapany hoe ho sahy tokoa ve ity.fa miandry izy.dia avereno matetika,fa raha mila anao izy dia kopy hoe mitady ity.dia avelao izy no hitondra ny jeu,mba ahafahana mialapa raha toa ka tsy mety.
12. donemaskit ( 20/01/2004 09:12)
mahery iny 1 iny raFijo, tsy hampianariko ny zandriko aloha fa....!
13. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:11)
fika daholo izany ra donne a.. aiza no de hatsaka foana fa mba asiana fade away kely kao indray2
14. fijo ( 21/01/2004 10:43)
ilay vy kely borirory miantona ery ny tanjona rehefa manao baesket.misy manao tifi davitra,misy ny manao penetration,misy slam,tsy quoi izany rehefa tafiditra ny 2 na 3 points.
ialahy radone manao finoana kristianina.mino fa tsy mahatoky.
15. ikaretsaka ( 21/01/2004 13:42)
ha ha ha iny indray ny tsy hitako
16. rinakely1 ( 21/01/2004 15:10)
hihihiihihiihiihi
17. fijo ( 22/01/2004 10:18)
ho,ho,ho
18. kally ( 22/01/2004 10:24)
lehilahy lehibe tao Frantsa i Fijo!
19. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:11)
I kally koa kay vehivavy lehibe tao....euh
20. donemaskit ( 22/01/2004 20:03)
vehivavy lehibe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3505