ireo vehivavy lehibe taty frantsa
28. tsarakely
(
24/01/2004 19:27)
eny fa misaotra anareo izay namaly ny teniko fa nisy ihany aloha no mba nampihariko fa tena nisaotra ilay niteny hoe tsapao ny nonony ary mba manaova tifidavitra @ izay mahazo 3points fa tena teny vazahabe no azoko fa tsy teny gasy toy ny mahazatra , teny vazahamanao hoe sauvage, fa izy tsy naneho fahatezerana sy hafaliana amiko fa izay no mba teny navoakany vavany
30. samoina
(
25/01/2004 17:35)
mba misy ho tantarainy @ vadiny koa izany ny nataon'i tsarakely azy e ! Nangetaheta resaka izy izany no tena marina dia mba namoaka ny tsiambaraefatra rehetra ! Vazà ve aloha sa gasy izao vadiny izao ?
31. ikaretsaka
(
25/01/2004 17:41)
tena dresse moi atao ry tsarakely rehefa tratran'ilay hoe sauvage an
32. fijo
(
27/01/2004 10:02)
rehefa tsy nampiseho hatezerana izy dia efa signe tsara izay;ny sauvage koa anie tian'ny vehivavvy e,ilay mivatravatra kely iny
