maninona ny lehilahy gasy

1. xxx ( 13/01/2004 11:17)
misy fona le hoe bandy na sipa tsy tia miaraka @ olona mainty,nefa dia gasy otran'azy ihany,aleony ary miaraka @ vazaha. Fa nga de tena mbola minkoty be izy io e?
répondu par fijo le 06/04/2004 23:34
2. donemaskit ( 13/01/2004 16:33)
Samy manana ny tiany ny olona, ao ny tia mainty ihany, ao ny tia fotsy ihany, ao ny tia an'izy rehetra... ny ahy zao zarazara!
3. rinakely1 ( 13/01/2004 17:42)
revy wa samy manana ny azy e! maniiin raha miloko ho fotsy izy d @ zay mety ho tiany e!
4. ikaretsaka ( 13/01/2004 17:49)
Soratr'akanjo io ry nao a... samy manana ny tiany! rehefa tsy tia manao jean ..manao pataloha tergal
5. fijo ( 14/01/2004 09:45)
aza hadino koa,fa misy ny tsy tia miaraka amin'ny fotsy noho izy.na dia samy gasy aza.
6. ikaretsaka ( 14/01/2004 13:47)
marina io
7. ikaretsaka ( 14/01/2004 13:47)
marina io
8. donemaskit ( 14/01/2004 12:20)
Be dia be ny karazan'olona e... tsy maintsy misy mpitia foana ny loko inona io na loko inona.
9. fijo ( 15/01/2004 20:59)
hoatran'ny mamofona zatra hafa ilay fanontaniana ko.
10. xxx ( 15/01/2004 09:51)
fofona inona ry fijo ? .... lol !!

Za zao na mainty na fotsy na zarazara na gasy na vazaha na zaponé ... dia ao anaty lisitra daholo ...du moment hoe tiako izy ee ... Kanefa dia mbola celibany foana hatramin'izao .... Zay mitady hono mahita ... sa ahoana ry zalah ? ... Ka zao indray no remarkéko aty amin'ny misy ahy : Ny sipa vazaha botabota (les rondes) dia toa tia sady tian'ny mainty (blacks) ! .... dia matetika koa ny blondes no tena betsaka miaraka amin'ny black !! Fa tsy azoko hoe inona no tsy mba hitiavany antsika zarazara .... sa le alavan'i kotokely no tena mi-compte hoan'le sipa ? ... ny blacks mantsy hono toa tena lava be kou !!

Za !
11. xxx ( 15/01/2004 10:29)
Misy bandy na sipa maromaro milaza mihitsy tsy hiaraka @na mainty zany,gasy aty andafy reo,tsy aiko ny any dago raha mieritreritra otr'izany koa,raha namna nga de ie fa raha sipa na vady de non hoy ry zareo...
12. fijo ( 16/01/2004 20:36)
efa tany antsohihy ve io XXX manoratra io.any dia "FADY" ny miaraka amin'ny merina.tsy nino aho raha tsy nilazana izany tany an toerana.ary mbola loza,fa nisy sipa merina niteraka tamin'ny bandy tsimihety dia maty ilay zaza(2ans)dia tsy nahazo nalevina tany fa hoe tsy mila zaza fady.tamin'ny 1991 izany no nitranga raha misy te hanadihady.mbola tsaroako hatramin'ny anaran'ilay fianakams nanao izany.ary izaho (nanao brousse tany) no nitondra an'ilay razana kely.marihako fa olona nahita fianarana io olona io.dokotera ao atramin'izao.
13. fijo ( 16/01/2004 20:39)
ilay hoe sipa vazaha botabota miaraka amin'ny black panther indray dia tsotra.ny sipa bota tsy tian'ny vazaha lahy,ary fantatsika io,ka dia mora ny maka an'ireny raha tsy mahita ianareo.manandrama dia lazao eto ni valiny.
14. ikaretsaka ( 16/01/2004 14:37)
marina mihitsy io kozin'i fijo io... jereo fa le vazaha kabotabota ireny matetika no miaraka @ mainty,, raha sendra ny mahihy de mainty misimisy sosy izy izay!
15. jhouhlambout ( 16/01/2004 14:37)
samy manao izay mahametymety azy fa tsy mety ny manaonao foana!!
16. donemaskit ( 18/01/2004 13:21)
indraindray raha tsy natao lay izy tsy fantatra hoe nanaonao foana!
17. xxx ( 18/01/2004 14:10)
Resaka fitiavana io: samy manana ny tiany .
Nisy sipa fotsy nivoady fa tsy hiaraka @ bandy mainty izany mihitsy . Rehefa niaraka tamin' ny bandy fotsy anefa izy dia tsy nahita fafiny , jaly aza no niainany . Nisy bandy mainty niara - niasa taminy nampiresaka azy ary nampazahoany . Akory ny hafalian' ilay sipa fa tena nahatsiaro sambatra be ary nahazo fafiny ny tenany . Fotoana fohy no niarahan-dry zareo dia natao ny fanambadiany ; Nahoraka eran' ny tanàna fa azon ' ody hono ilay sipa .

"Black is beautifful"
18. donemaskit ( 18/01/2004 14:28)
Black or White leisy, mety foana a!
19. ikaretsaka ( 19/01/2004 16:03)
Caramel sy cafe au lait letsy no tena tsara ry mazkita an
20. donemaskit ( 19/01/2004 19:29)
mmmmmh! marina zany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6469