Ampidiro aloha ny tenimiafina
maninona ny lehilahy gasy
23. donemaskit
(
20/01/2004 20:49)
ranon'apango nga tsy mety? ... Gasy tsy hita zao maharatsy azy e!
26. fijo
(
20/01/2004 10:01)
merci radone tamin'ny le 18/01.izay ahay letsy hialahy vao azo hitokisana le.
fa raha toa ka ory,dia mandehana amin'ireny arabe be mpandalo ireny,dia jereo izay sipa bota mandalo,ka mandeha irery.dia araho,fa tsy homeko 150m dia hanaiky iny.
fa raha toa ka ory,dia mandehana amin'ireny arabe be mpandalo ireny,dia jereo izay sipa bota mandalo,ka mandeha irery.dia araho,fa tsy homeko 150m dia hanaiky iny.
34. pitchou
(
24/01/2004 11:20)
o ra Fijo! izaho botabota fa inona no pari, tsy ho azonao sur 150m izany aho! tsy maninona raha mahavita ianao alavaintsika ho 15 km! ahoana?
