tena fitiavana marina e!
1. manampyp
(
12/01/2004 16:01)
tambitamby sa ororkoroka sa tsetse sa ....
répondu par fijo le 23/01/2004 10:22
3. xxx
(
12/01/2004 11:21)
tsy tena fitiavana izany ; mbola ladizina sy tse² zany !
diny de ******
kôpénao amin'ié zeus
diny de ******
kôpénao amin'ié zeus
4. xxx
(
12/01/2004 12:00)
Ka le tsetse nge zareo tena azo anehoana fitiavana mamy be mihintsy ehhhhhh sa tsy zany ary tena mila tsy hifankafoy rehefa avy eo
17. shadow
(
16/01/2004 17:43)
F'angaha tsara le m'tse ry nareo f'angah tsy hoe maray milay hono izany?
18. ikaretsaka
(
16/01/2004 17:57)
tss raha kainty ny karetsaka..lazain'i kally fa mainty fanahy eo indray (izy manko analyste fanahy izay ihany)
... ra fijo ve tsy mahay ny dikan'ny M'tse raha tsy izao...o lety e..sao mahamenatra!
... ra fijo ve tsy mahay ny dikan'ny M'tse raha tsy izao...o lety e..sao mahamenatra!
19. donemaskit
(
16/01/2004 16:20)
Mety tsy tonga taty an-dafy lay izy raha tsy zao....
Ohatra ny vitsy² ihany ny kil reko niteny an'io
Ohatra ny vitsy² ihany ny kil reko niteny an'io
20. kally
(
16/01/2004 16:55)
Izaho koa aza mba tsy nahalala an'izany raha tsy izao!
Io indray Ikaretsaka fa manadala ahy,lokoy mena indray ary e!mena mantsy midorehitra toy ny fitia vao mitsiry.
Io indray Ikaretsaka fa manadala ahy,lokoy mena indray ary e!mena mantsy midorehitra toy ny fitia vao mitsiry.
