tena fitiavana marina e!

21. fijo ( 20/01/2004 11:58)
tena tato aho vao nahay ny hoe tsetse sy ny hoe "LOL"tarabe e
22. donemaskit ( 20/01/2004 09:22)
"tsetse"=aoka fotsiny=aoka leisy!
"mitse"=manao=...
23. fijo ( 21/01/2004 11:07)
misaotra e.ary ambadika ary koa misy milaza hoe "isotry"=derika.marina ve izany?
24. manampyp ( 21/01/2004 18:38)
fa toa tsy misy fiatiavana rahatsy misy vola nefa koa toa tsy mety raha tsy mitse sa ....
25. manampyp ( 21/01/2004 18:45)
fa toa tsy misy fiatiavana rahatsy misy vola nefa koa toa tsy mety raha tsy mitse sa ....
26. fijo ( 22/01/2004 11:16)
mitse izny aloha e.ny vola ho hita eo ihany.misy zavatra efa niainako momba an'io tany antsohihy.
vita izany ny tse,dia hoy ilay sipa:"ameo vola kony zaho"
avy dia hoy aho hoe:"anao angaha makorely?"avy dia nada be izy,ary dia hoy aho hoe,raha tsy izy ianao,dia tokony atao amin'ny fitiavana io,fa tsy mila vola izany.
dia lasa ra kala,sady tsy hitako intsony.
27. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:31)
ny ahy indray ilay mikandra miaraka @ medecins sans frontieres dia mizara nivaquine sy kapaoty ary vaksiny... dia mitady vola ry zareo rehefa omena nivaquine sy kapaoty ary atao vaksiny... ny harivan'iny...milalao balaonina aby ny kilonga
28. rinakely1 ( 22/01/2004 15:27)
inn njay no tsy hitako klé!
29. fijo ( 23/01/2004 10:22)
ny inona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8572