MARIAZY
1. xxx
(
08/01/2004 17:14)
Asa izy ity na eto na aiza no tokony hapetraka fa mba mila hevitra e!
Iza no mba afaka manome torohevitra toerana tsara eto Tanà hanaovana mariazy?
Misaotra mialoha e!
Iza no mba afaka manome torohevitra toerana tsara eto Tanà hanaovana mariazy?
Misaotra mialoha e!
répondu par fijo le 05/02/2004 20:24
2. isrine
(
08/01/2004 19:05)
any fianarantsoa no tsara toerana raha hanao mariazy, sa lavitra anareo? lolo!
4. ikaretsaka
(
08/01/2004 19:28)
efa hoe eny tana kos ano tiany fa isrine kosa migafy manao hors sujet e
5. donemaskit
(
09/01/2004 20:06)
Ny toerana hitako tena mahafinaritra raha mariage : Domaine manerinerina, Ambohibao (Karibotel)... Malalaka be lay toerana sady maitsomaitso tsara be. Ny réception ao anatin'ilay chapiteau fotsifotsy zay : malalaka be ao anatiny (250 à 300 pers eo), sady misy hazavàna tsara.
6. donemaskit
(
09/01/2004 09:03)
conseils-ako : any ivelany aloha manao séances photos sy mikaly amuse-gueule kely, zay vao miditra ao anatiny manao fety sy mikaly sns.
Tena tsara ao, tsy pub zany an....!
Tena tsara ao, tsy pub zany an....!
8. tia_ery
(
09/01/2004 16:49)
Tsy demisy mahafinaritra 'zany aloha fa misy tsininy kely avokoa eh !!! Ny important sy essentiel angamba de 'nareo roa safononiky ny hafaliana miaraka amin'ireo olona nasaina hiara-paly aminareo.
De ny toerana tena tsara sy mahafinaritra hanaovana mariazy de any Ampiangonana aloha misaotra sy manome voninahitra an'Andriamanitra.
Ny ambiny rehefa tsara ny ambiance sy afa-po t@ sakafo ny rehetra de izay no ataoko fa hoe tena tsara.
Sôtra eh!!!
De tongava hanigana ilay andro malaza de mbô asio fanasana ihany eto.

9. ikaretsaka
(
09/01/2004 18:59)
ka ny any ampiangonana ange matetika ry tia ery ka tsy misy miteny hoe aiza ny Fiangonana tsara anaovana mariazy e!
Raha izay ny sujet dia hafa indray!
Raha izay ny sujet dia hafa indray!
13. kally
(
09/01/2004 14:12)
Ary noheveriko hoe natao mariazy tany Andoharanofotsy aza i Rinakely sy i Fijo.
15. kally
(
09/01/2004 16:45)
F'hita ho'a ry Ikaretsaka!Nanao mariazy tsy an-kiteniteny hay niseho ihany ny nafenina ny namana,izany e?
16. rinakely1
(
10/01/2004 10:40)
ka t@ izany nareo mbola tsy hitanay kosany e!
aleo fa refa midivorce zahay d invitenay daholo nareo e!
sa ahona ry fijo?
aleo fa refa midivorce zahay d invitenay daholo nareo e!
sa ahona ry fijo?
19. kally
(
11/01/2004 11:35)
Izaho aloha tsy ho any fa an-kitoraka tavohangy sy sotrobe ny any amin'io fotoana io.