MARIAZY
21. tia_ery
(
12/01/2004 12:22)
Tena 'zay aloha lay fanontaniana ry Ikaretsaka ah!!! Mais eet c'est un peu dommazy fa ny mahamaika ny olona (@'ny ankapobeny) de tsy ny hametraka ny tokatrano vao eo @'Andriamanitra fa ny hilanona kely vetivety monja. Ary 'zay no nahatonga an'iny fanamrihana iny. Fantatro fa ohatry ny tsy mifandraika ihany nefa ianareo rehetra efa niezaka nanondro toerana jiaby de somary novaiko ny valiny ho ahy 'zay fa ho an'ny hafa afaka manondro toerana milay tsara. Ny tena masaka de ao @'ny Hilton fa ao tena sady akaiky no manja tanteraka @'ny lafiny rehetra.
Sôtra eh!
Sôtra eh!
22. rinakely1
(
12/01/2004 12:34)
tongava daholo ry maskit, ry ikaretsaka sy kally fa gateau tsy geteau ny any e!
23. rinakely1
(
12/01/2004 12:36)
any @ la cote no tsara e! zany zao no mba revireviko: eny amoron-dranomasina d @ folakan'andro iny no tsara! refa mody le soleil!
24. kally
(
12/01/2004 13:18)
Ny fiangonana kosa anefa efa hitany sy fantany ry tia_ery ka tsy mila anontaniana eto amin'ny namana izany,aiza moa no ahalalanao izay any anatiny any?f'angaha rehefa hoe manankina ny tokatrano amin'Andriamanitra dia tsy mahazo mba mieritreritra ny sakafo sy lanonana intsony?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 13/01/2004 01:18
25. fijo
(
13/01/2004 11:31)
ahoana tsara hoe ry zareo.ny anay sy rinakely indray anie tena resaka,marto sy fantsika e.arakaraky ny hifampikapohany ny vao miha mampilentika azy.ilay fitiavana io an.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/01/2004 11:31
27. tia_ery
(
13/01/2004 18:45)
Tsy any amin'izay loatra ry Kally fa mbô tiana ihany no hisarihana ny sain'izay hiroso amin'izany fa ny Fanambadiana ange tsy ilay fety be no tena zavadehibe eh !!! Tsy ilay andro mandalo iny no tokony hasiana resaka be fa ny tohin'ny tantara.
Fa raha ny trano filanonana eto Andrenivohitra Antananarivo aloha de betsaka fa ianao ndray ary no tsy ahita izay ho fidiana eo !!!!
Sôtra eh!!!
Fa raha ny trano filanonana eto Andrenivohitra Antananarivo aloha de betsaka fa ianao ndray ary no tsy ahita izay ho fidiana eo !!!!
Sôtra eh!!!
30. kally
(
13/01/2004 18:43)
maritoa sy fantsika i rinakely sy i Fijo!dia mbola hoy ihany aho hoe:lalina izany sady henjana an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 14/01/2004 06:43
31. fijo
(
14/01/2004 11:10)
lalina sy henjana ahoana indray ary re.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 14/01/2004 11:10
36. fijo
(
23/01/2004 10:28)
kefa natao daholo,fa lalina e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/01/2004 10:28
37. naritsimba
(
04/02/2004 17:06)
aza dia ampijaliana izy ry rinakely ah! ataovy toyny misambo-balala eh! tsy azo anio ho azoko rahampitso fa rehefa tena azo dia ataovy ...! sa ahoana ry fijo?
38. fijo
(
05/02/2004 20:24)
misaotra ry naritsimba a.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 05/02/2004 08:24