Aza mba vanda hoa raha hanao rapp sex

1. xxx ( 08/01/2004 14:48)
Velompanontaniana aho hoe inona kay ny position tsara ndrindra raha te hanao firaisana!Misy manko ny sasany te ho any nefa tsy mahay mandinika kory lay lavaka tokony hasiany!Aiza ve ko tsy dangitra kory ny azy defa tonga shady!De mba norm ve zany?
répondu par fijo le 23/01/2004 10:31
2. xxx ( 08/01/2004 14:52)
Zany ve ry akama de mba filaza eto a!Eny e!mba hoe nga anatra ho an'ny rehetra zany!Raha ny hitako aloha d ny 69 sa96 tsy haiko fa mba zay no fantako!tsy hoe efa tany aho akory fa mba efa sendra nampahalalain'ny olona sasany
3. ami1 ( 08/01/2004 14:55)
Mety misy marina ihany zany nefa tsy aleo ve mba ho samy ho an'ny tsirairay ny mandinika izany e!Toa ohatran'ny manalasala be ny mailaza zany eto e!aleo @manaraka!
4. ikaretsaka ( 08/01/2004 15:25)
Sendra mba hitako: finoanoampoanan'ny Americanina momba ny maha lahy na maha vavy ny zanaka

If You Want a Boy...

> Lie down after sex and stay there for a while. Supposedly that gives the boy sperm a chance to beat the girl sperm to the egg.

> Make love standing up.

> Try the rear-entry position.

> Focus on his pleasure — if the male partner climaxes first, you're supposedly guaranteed a boy.

> Give in to seduction — if the man is the one to suggest some baby-making, you'll get a boy.

> Gals, sleep to the left of your partner.

If You Want a Girl...

> Give the missionary position a go.

> Make love with the woman on top.

> Focus on her pleasure — if the woman orgasms before her partner, you can decorate your nursery in pink.

> Take the lead — if the woman initiates sex, you'll get a girl.



5. donemaskit ( 08/01/2004 16:27)
Mahafinaritra vakiana leisy izy zany ry Ikaretsaka... sady methode US!
@ manaraka vérifier-ko raha marina ilay "if the boy/girl initiates..."!!
6. fijo ( 08/01/2004 19:10)
tsy ny maha US azy no important ramaskita,satria ny US koa anie ka tsy namorona,fa nadinika fotsiny e.izay no voadininy,fa mety ho izy.fa andramo aloha dia ho hita eo.
7. ikaretsaka ( 08/01/2004 19:30)
ahoan ny fahitan'ireo efa niteraka azy?
8. donemaskit ( 09/01/2004 20:07)
Ndao atao hoe important "amiko" zany ilay maha US azy e!
9. rinakely1 ( 09/01/2004 09:33)
inn dray zany resaka US ato @ ity forum ty e!
10. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:34)
ka mety daholo na US na AS na ES rehefa azo hiadiana hevitra sy mahaliana ry rina a
11. rlcj ( 10/01/2004 17:11)
1 2 3 pris io matitika mahazo ny kofff fa io tsy koi io raha toa ka mbola tsy lany ny bala,sadt @ iny izy no tena mifampitady tsara mitsy
12. rinakely1 ( 10/01/2004 10:42)
tsy azoko lé 1,2,3, fa mba hazavao e!
13. donemaskit ( 10/01/2004 15:22)
Nareo nga ry Rinakely tsy nanao an'iny kilalao iny t@ mbola kely? Apetraka eo @ tanan'olondehibe ny tanan'ilay ankizy kely dia manao hoe "1, 2, 3... pris!" dia akatona ny tanana!!

pris=azo, traingo @ teny frantsay
Atao izany zay hahazoana ny tanan'ilay boay kely e!
14. rinakely1 ( 12/01/2004 12:37)
hay soatranao ry maskit nanazava!
15. fijo ( 13/01/2004 11:33)
fanina aho e
16. ikaretsaka ( 13/01/2004 16:00)
raha tany ka nanao sangodimpanina tao ialahy dia mihodina sens contraire dia afaka ny fanina ry fijo an
17. rinakely1 ( 13/01/2004 17:23)
tandremo zany ry fijo!
18. ikaretsaka ( 13/01/2004 17:46)
ry rinakely ihany no mahafanina olona eo ko
19. fijo ( 14/01/2004 11:11)
kallyo kely aloha e.sao lavo
20. niceari ( 14/01/2004 11:57)
Vous ne souvenez pas c ke karetsaka a ecrit?g veux traduire ses paroles en français pour ke elles sont bien claires:

> Se Couche après le sexe et après le séjour là-bas un peu. Que donne soit-disant un hasard au sperme de garçon pour battre le sperme de fille à l'oeuf.

> L'amour de Marque se tenant en haut.

> Essayer la position de postérieur-entrée.

> Le Focus sur son plaisir — si les points culminants de partenaire mâles premiers, vous êtes soit-disant garanti un garçon.

> Donner dans à la séduction — si l'homme est le celui suggérer quelque bébé-fait, vous recevrez un garçon.

> Les Femmes, le sommeil au gauche de votre partenaire.

Si vous Voulez une Fille..

> Donner au missionnaire dispose un va.

> L'amour de Marque avec la femme sur le sommet.

> Le Focus sur son plaisir — si les orgasmes de femme avant de son partenaire, vous pouvez décorer votre garderie dans rose.

> Tient le premier rôle — si la femme inaugure le sexe, vous recevrez une fille.
Je crois ke vous avez bien compris son avis!ok!Et moi je suis d'accord avec lui/elle

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3094