Aza mba vanda hoa raha hanao rapp sex
23. fijo
(
15/01/2004 10:55)
sady tara fa efa voavaly ilay resaka,izany hoe efa hazo daho ilay voalaza
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 10:55
24. xxx
(
16/01/2004 11:58)
Zara ary izy mba mandika azy @teny frantsay @zay alou za mba mahazahazo na de tsy dia azo tsara aza e!sa tsy zany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 16/01/2004 23:58
25. xxx
(
16/01/2004 18:14)
misy mahamarina azy ilay sujet e!:
izaho tsy miresaka ireny firaisana ara- nofo ataon' ny mpivaro-tena ireny . Ny firaisana eo amin' ny mpifankatia no resahiko .
Raha mahafantatra ny fahamasinan' ny tenany avy ny olom- belona dia manaiky fa tsy tokony hoataotao foana ny firaisana ary rehefa manao azy dia tokony atao am- pitiavana .
Ny fahafinaretan' ny lehilahy dia tokony ny fahitany ny vehivavy nahazo fahafinaretana tamin' izay natao niarahana .

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 17/01/2004 06:14
29. fijo
(
23/01/2004 10:31)
ka angaha kosa moa tsy homena fafiny ilay sipa e.inona no mampitady azy aty foana raha tsy nahazo fafiny izy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/01/2004 10:31