henatra hono...
1. isrine
(
07/01/2004 18:38)
Marina fa henatra ho an'ny vehivavy izany hoe: bevohoka tsy manambady izany, fa iza kay no ao ambadiky ny vehivavy raha tsy ny lehilahy e? Firy @ lehilahy no miaiky sy maka ho vady ny vehivavy izay reninjanany?
répondu par taratra le 08/02/2004 18:43
2. ikaretsaka
(
07/01/2004 18:56)
misy koa hafetsera ry isrina an... matahotra ho lany zara dia manao izay haha behoboka haingana mba hitazonana ilay bandy!
I eva ihany anie no nanomboka ny tantara, Fitia bedebe dia i adama koa tsy nisalasala hoy ilay hira izay!
I eva ihany anie no nanomboka ny tantara, Fitia bedebe dia i adama koa tsy nisalasala hoy ilay hira izay!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 08/01/2004 06:56
3. donemaskit
(
08/01/2004 20:09)
Za Isrine lehilahy hendry a, si par accident lol tonga bevohoka ilay zavavy dia vadiako avy hatrany, mety tsy handrasako bevohoka akory aza... Mody ataonay hoe bevohoka dia ny ray aman-dreny no miantoka @zay tsy mandany saosy!
Sérieux : mahamenatra zany manambady bevohoka zany, dia na ny lehilahy na ilay vehivavy dia tokony samy handray ny andraikiny @ maha olondehibe azy (koa efa manao koa!).
Sérieux : mahamenatra zany manambady bevohoka zany, dia na ny lehilahy na ilay vehivavy dia tokony samy handray ny andraikiny @ maha olondehibe azy (koa efa manao koa!).
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 08/01/2004 08:09
4. fijo
(
08/01/2004 10:17)
olon dehibe ve letsy dia hiankina amin'ny ray amandreny va hanao raharaha a.
amiko aloha tsy misy maha menatra izany io,fa rehefa mila zaza,dia tokony hafaka manao e.
amiko aloha tsy misy maha menatra izany io,fa rehefa mila zaza,dia tokony hafaka manao e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 08/01/2004 10:17
5. xxx
(
08/01/2004 13:35)
ka ny tena mpiady ry zalahy dia izay mahavita betsaka nefa tsy maha bevoka ny sipany an...
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 08/01/2004 13:35
6. fijo
(
08/01/2004 16:35)
XXXX,tsy tian dramaskita izany hevi trao izany,fa ny azy iny dia vita.vary ihany,fa tsy mila zavatra hafa.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 08/01/2004 16:35
7. tia_ery
(
08/01/2004 18:19)
Zany aloha de tena marina loatra eh !!! Nefa misy trangan-javatra ary fanao ihany ilay hoe mody milaza fa bevohoka de tonga de tsisy objection tsony eo @'ny fianakaviana fa tsy afa-mandà nefa tsy manaiky 100% ihany koa.
Fa ho an'ny vehivavy no mba tiako hampitana ny hafatra eh!!! Mahaiza mamindra fa tena mbola henatra ho an'ny Malagasy ny vehivavy bevohoka nefa tsy vita raharaha. Na de atao hoe hiroso ami'ny fanambadiana aza de hifanondron'ny olona molotra fa efa nibotsina.
Ka mahaiza mamindra eh!!!
Sôtra eh!

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tia_ery le 08/01/2004 18:19
8. mity
(
08/01/2004 19:44)
Fa maninona tokou kay ny gasy no tia manondro molotra raha vô hoe misy vehivavy miteraka tsy manambady na koa hoe bevohoka na efa niteraka vô manambady??!!
Ary ny lehilahy ve mba misy manondro molotra raha efa miteraka na efa nisarampanambadiana ??
Ary ny lehilahy ve mba misy manondro molotra raha efa miteraka na efa nisarampanambadiana ??
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mity le 08/01/2004 19:44
9. xxx
(
08/01/2004 12:13)
salama jiaby e!
Misy ny vevay aloha fetsy e! tsy hay intsony izay rainjanany dia izay farany eo no tratra na izay miaraka aminy matetika.
nefa misy koa ny lelahy izay hanimba ny vevavy fotsiny. matahotra ho momba noho ny hadalana dia mametraka @ izay azony ametrahana izy @ izay misy ho recupere-na avy eo.
tsy hay intsony izay marina e! mety tratran'ny forcé koa ravevavy ka na @ fotoana tokony tsy hanaovana rapoport sexuel dia ny lehilahy koa te hanao dia mampihorohoro !
eo ihany izany rehetra izany fa tokony hitandrina ianareo vevavy e! tokony hanaja tena ka tsy hanao rapport izany raha tsy efa mba vita soratra indrindra fa mariazy.
Naheno aho namako lelahy nanao rapport niaraka t@ sipany (tsy nety ravevavy raha tsy mampiasa kapaoty). nampiasa tokoa i lery saingy nesory na norovitiny teny @ tendrony dia mazava ho azy fa tsy voasakana ny sperme ka mety hiteraka faha bevohona ho an'ily vevavy.
dia izay indray e! ny azoko atoro dia mivavaha mafy ary aoka samy hanakina ny fiainany @ Andriamanitra e!
Mirary soa ho antsika rehetra

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/xxx le 09/01/2004 00:13
10. rinakely1
(
08/01/2004 12:43)
bevoka sipa ry lélà isany tonga d vadio raha izay no tiany fa aza avela miahaka eo kosany izy e!
nanao tsy nisy we an!an!an! fa refa bevoka zany jo d miala- pa?
nanao tsy nisy we an!an!an! fa refa bevoka zany jo d miala- pa?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 09/01/2004 00:43
11. lema
(
08/01/2004 14:03)
miverena any @ lany zara ve.....
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/lema le 09/01/2004 02:03
12. donemaskit
(
08/01/2004 16:55)
Rinakely> k'efa hoe ie! Enao nga bevohoka?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 09/01/2004 04:55
13. isrine
(
08/01/2004 19:04)
salut!
marina fa henatra fa be koa anie ny lehilahy matin'ny henatra, ka rahefa efa ho teraka ny zaza de mitsangana tsy fidiny we izy no rain'ny zaza.
marina fa henatra fa be koa anie ny lehilahy matin'ny henatra, ka rahefa efa ho teraka ny zaza de mitsangana tsy fidiny we izy no rain'ny zaza.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/isrine le 09/01/2004 07:04
14. fijo
(
08/01/2004 19:43)
efa toetr-andro vaovao izao,ka aza ferana hoe,rehefa tsy izao dia diso,sy tondroina molotra.malalaka sy samy manana ny safidiny,na ny lahy na ny vavy.ka amiko,dia tsy mety ny hoe rehefa ny lahy no manao dia ok,fa rehefa ny vavy dia henatra.safidy io,ka tokony hajaina.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 09/01/2004 07:43
15. rinakely1
(
09/01/2004 10:41)
lema: ny anao d resaka lany zara foana! niarahanao izy koa lany zara @ ahoana ary e?
raha lany zara izy niaraka t@nao d enao niaraka t@ io koa zany lany zara!
raha lany zara izy niaraka t@nao d enao niaraka t@ io koa zany lany zara!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 09/01/2004 22:41
16. rinakely1
(
09/01/2004 10:42)
ramaskit: efa manana zazà iray aho ka
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 09/01/2004 22:42
17. donemaskit
(
09/01/2004 10:48)
Rinakely2 zany no anarany?! lol
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 09/01/2004 22:48
18. donemaskit
(
10/01/2004 09:22)
sa... Fijokely!!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 10/01/2004 09:22
19. pitchou
(
10/01/2004 12:16)
kay reto kristiana daholo ko! fitondran-tena jiosy sy arabo anie izany mahamenatra anareo mafy izany e! fa ny an'ny gasy "misao-bady tanora ka manome zara ny hafa!" manao ianareo tsy mahalala menatra dia mioty ny vokatra vao hoe aiza no hisitrika?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 11/01/2004 00:16
20. donemaskit
(
10/01/2004 14:18)
aleo hanao e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 11/01/2004 02:18