henatra hono...
24. fijo
(
13/01/2004 12:01)
hay ve misy fijokely mandehandeha any e.ary i rina tsy miteny akory an.
30. salita
(
21/01/2004 11:25)
Zavatra tena nisy ity, niaraka efa ela ilay kofy sy le sipa de bikina le sipa, le bandy tena nazoto be mintsy hoe atao ny mariazy fa le sipa tsy nety mintsy, de tsy vita nin'² ry zareo pendant 5ans fa niaranipetraka fotsiny de hoe papa sy maman hono zany, fa indray andro kosa ary teo anivon'ny toerampiasan'le sipa no tsy mety intsony raha tsy mariee de natao iany ny zimaria de nanaraka fotsiny le kofy. de gaga ny tenako hoe tena misy joba misy toetra mintsy koa ty tany ty an!!!!!
32. rinakely1
(
22/01/2004 15:39)
eva, eva! nareo ary nanaraka zé notenenin'ny eva kou! zé votarika defa any zany e!
36. fiffy
(
06/02/2004 16:43)
raha tena tia ilay sipa dia tokony tsy ho henatra ho azy sady ila kofy koa nge nanao dia tokony assumeny ny respnosabiliteny zvtra niarahana natao ihany io fa tsy nataony sipa irery raha tsy hoe angaha!!
37. taratra
(
08/02/2004 18:43)
mba misy saina nareo vevavy aloan'i hiarahana aminay lelahy.
satria mantsy misy aminareo ny miady lelahy ary maro mitsy zany.
ka ny adalana retraretra dia aminareo daolo.
mba manaova toiny vevavy arabo é.
mba menatra ko,fa tsy zao miantso rehetra zao de ekena,any ka lasa toiny zordir'analakely.
satria mantsy misy aminareo ny miady lelahy ary maro mitsy zany.
ka ny adalana retraretra dia aminareo daolo.
mba manaova toiny vevavy arabo é.
mba menatra ko,fa tsy zao miantso rehetra zao de ekena,any ka lasa toiny zordir'analakely.
