zava misy 'zany e!

1. xxx ( 06/01/2004 12:27)
fa mba maninona hoa ny sipa mbola mineur de efa "tany" sahady e!tsy ahatran'hoe mananihany ve zany sa...
De ho iza ntsony no hijanona ho virja?
répondu par rinakely1 le 22/01/2004 15:40
2. xxx ( 06/01/2004 12:31)
ka tsy hita ange fa ny kofa efa tsy te hahalala zany e!rehefa izay ve no hitany ho mety de aleo zay!aleo aloha kely defa manana experience!sa ahoana?
3. rinakely1 ( 06/01/2004 12:49)
mba t ho kely veta kosany izy zany e!
4. fijo ( 07/01/2004 09:42)
ahoana moa no ahafantaran'ilay nametraka fanontaniana,fa efa tany ny sipa kely?izany hoe nankany koa izany ianao.fa tsy nahatratra ilay zavatra.ka an'isan'ny mpanimba ilay sipa kely koa izany,ianao,saingy diso tara kely.
5. tambaoaks ( 07/01/2004 10:26)
azo hekena ny hevitri fijo fa saingy tsy valahara mihintsy nareo tanora ankehitriny
tena vetavetapogany daholo
mody b fananarana nefa efa samy tany daholo
6. tia_ery ( 07/01/2004 11:59)
Zavamisy nefa endri-javatra iray hitarafana ny tranga misy eo amin'ny fiainana andavanandro. manaitra ny maro loatra ity resaka firaisana ara-nofo ity ary betsaka ny voarambiny. Tsy ny lehilahy ihany fa ny vehivavy indrindra ihany koa. Ny firaisana ara-nofo tsy mifidy taona fa rehefa njay tafiditra ao amin'ny voambolana ampiasinao io de izay no mandrafitra sy manetsika azy.

matoa misy ny manao an'izany de tsy maintsy eo ny lahy sy vavy manatanteraka azy. Fa ny mampalahelo aloha ary ny tsy azo ekena de tena lasa aloha loatra ny taonan'ny zatovo manao firaisana eto Antananarivo indrindra indrindra. Ary zary lasa henatra ary 'zany hoe mbola virijiny sy ny tsy mba miaraka amin'ny tovolahy izany.

De zany re r'izareo fa zà loha mampirisika an'ireo mbola virijiny sy ireo zay mbola tsy nanao firaisana eh !!! Mahafinaritra fa tohizo. Ady io nefa ady masina sy tena mampiseho ny fahamatorana eo amin'ny tovovavy sy ny vehivavy iray.

Aza mbô mety rebireben'ny lehilahy fa rehefa azony izay ilainy de tonga amin'ilay fitenenana hoe izy :

''Tsiriry vorona, nanifi-drano de lasa'' ka asakasakao ko!!!!

Fa tena tsy tantin'ny lehilahy izany hoe vehivavy mbô tiany nefa tsy virijiny intsony hum!!!!!!
7. xxx ( 07/01/2004 13:12)
Tsy mba mety kosa zany lazain'i tia_ery zany!sitrapo leitsy io ka tsy azonao teriterena ny hafa!
Za eto mahita fa ny oul tsy mety manao rapp sex de ohatran'tsy de normal tsara rehaefa tokony ho tonga ny taona tokony hanaovana zany!Ts y za no niteny zany fa DOKOTERA efa lalimpahaizana!OK?
8. isrine ( 07/01/2004 18:26)
salut!
ka nareo lehilahy kay @ fahafiry taona no manao firaisana voalohany. Ianareo lehilahy anie ka tara be raha resaka % vehivavy no lazaina e.
9. fijo ( 08/01/2004 10:25)
maro ny bandy no manomboka à 13ans.na 14.indrindra ny any amin'ny sisin tany.
10. tia_ery ( 08/01/2004 18:27)
Zany hoa tsy hifaninanana. Ary tsy mbola nahazoana loka sy ny ohatr'izay. Fa samihafa be mihintsy ny état d'avancement sy ny maturité'ny olona tsy manao firaisana sy ny olona manao an'izany raha samy mbola mpianatra no resahina.

Io tsy terena fa mba samy mametraka ny principe de vie'ny ny tsirairay de milamina.

Ny lehilahy ange kapain-tsy hita fery eh!!! ka raha ny lehilahy no hifaninanan'ny vehivavy de hariva eo ny andronareo. F'angaha misy ahafantarana fa lehilahy efa nanao io na tsia fa ny vehivavy tonga de fantatra foana hoe efa tany eh !!!!

Ho an'i Val manokana---> Ny Dokotera koa mampirisika fa ilain'ny vatan'ny olombelona ny alikaola koa maninona raha tonga de migoka avy hatrany ianao. Dokotera hafahafa sy sadasada izany. Aiza ho aiza teo @'ny fianaran'ny nandritry ny 8taona no nampianarana an'izany. Mety ho solution ilay hoe manao injection hormonale fa tsy ny cas rehetra de ho izay foana....!!!

De farany --->hoy Jeneraly 'zay : ''18 taona ny ankizivavy taloha toa maotina avokoa; 18 taona ny ankizivavy ankehitriny IRAY no virijiny. Mahavariana sy mampahonena fa izy ireo indray no tô mivaro-tena....''

Dia anjaran'izay handray fa trafo-kena ome-mahery io ka ambava homana am-po mieritra.

Sôtra eh!
11. rinakely1 ( 08/01/2004 12:48)
efa nanao aloha izy d zay fa tsy hitako we inn kosany ary ny olana @zany!
12. lema ( 08/01/2004 14:04)
ohatran'ny olona latsaka any an kady reny ka mandrirotra izay azo raisina ka tranokala no voaray
13. ami1 ( 08/01/2004 14:31)
sss! amiko lo tsy maninona zany firaisana zany!zavatra tsy maintsy ataon'ny rehetra zany rehefa an....
Apetrako @nao ny fanontaniana ry tia_ery:Hiandry rahoviana nao vao mba hieritreritrea hanao zany?@faha70 taonanao?
14. ikaretsaka ( 08/01/2004 19:27)
za mba gaga
15. fijo ( 08/01/2004 19:55)
rehefa any an koatra i lery vao hanao ka
16. rinakely1 ( 09/01/2004 10:45)
any kosany amgambany mety milay koa!
17. pitchou ( 10/01/2004 12:28)
mahasosotra ahy ny fisainan'i tia_ery! aminao izany ny lehilahy mahazo manao izay tiany fa ny vehivavy tsy manana zo na amin'inona na amin'inona? amin'izay anefa izany firaisana izany tsy maintsy lahy sy vavy no miaraka ... sa ra tia_ery pelaka? de rehefa nanao in1 ianao d mahazaka olona efa nanao koa fa aza dia mirefarefa @ tany ny fisainana!
18. rinakely1 ( 12/01/2004 12:43)
aza d masika b kosany i pitchou e!
19. fijo ( 13/01/2004 12:09)
tsy masiaka izy fa milaza ny marina.hoatran'ny bandy misy fahatarana kely i tia-ery.
20. rinakely1 ( 13/01/2004 17:27)
tara train v sa sambo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2821