zava misy 'zany e!

21. fijo ( 14/01/2004 11:29)
tara fiainana mihintsy,ka tena grave be.
22. rinakely1 ( 14/01/2004 12:49)
grave zany!
za vonona anao volontaire raha mila fanampina izy zany kou
23. ikaretsaka ( 14/01/2004 18:22)
Ra tia-ery kos aohatran'ny coincee aloha fa laingalainga e
24. fijo ( 15/01/2004 11:11)
arafesina mihintsy ka
25. xxx ( 16/01/2004 12:16)
za mba gaga hoe maninona tia ery no manao fisainana efa tara be ohatrizany?Ny kala ry tia mba mila izay tiany koa!mety firaisana aranofo zany ry ty!
26. fijo ( 20/01/2004 11:47)
aleo izy hijanona amin'ny misy azy any e.
27. pitchou ( 20/01/2004 18:09)
fa angamba kosa tokony asiana fiheverana ny atao hoe âge àde majorité satria misy décalage be eo @ maturité biologique!!!! ekena ny hanambadian'ny olona 16 taona nefa rarana ihany koa hoe raha tsy 18 taona tsy tompon'ny heviny! sady manjary resahana ohatry ny hoe zazakely foana satria mineur na efa niteraka aza à 15- 16 taona!
28. fijo ( 21/01/2004 11:12)
arakarany io ka
29. rinakely1 ( 22/01/2004 15:40)
aza d velesina b toy izany kosa ra tia ery e!
nareo kosany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3407