ahoana tokoa moa?
1. xxx
(
29/12/2003 15:00)
Tiana ve ny joba vo asiana sa asiana vo tiana?
répondu par fijo le 08/01/2004 09:43
2. herry
(
29/12/2003 20:39)
Raha asiana vao tiana dia izay no atao hoe amour par interet.Sady ahoana koa moa no hiarahana @ olona tsy tiana ?.Sa mieritreritra sipa manja be eo am-pirevena azy ?.
5. kally
(
31/12/2003 20:59)
Ianareo lehilahy ireto dia tena tsss!Izany foana izany foana,tsy mba misy resaka tena fitiavana mihitsy fa ny nofo foana aloha no mandeha aloha...Nefa toa tiako ihany ny lehilahy na izany aza!lol!
6. ikaretsaka
(
03/01/2004 16:02)
fitiavana daholo izany ry kally an.. ze tonga aloha tompon-tanindrazana hono ary ny Gasy tsy manda fanomezana
12. fijo
(
07/01/2004 09:21)
ke izy koa ntsika samby mankatia,tsaratsra zeny korana,mandeha hoazy la vie.
vita io rina kely a.
vita io rina kely a.
13. ikaretsaka
(
07/01/2004 16:03)
ze tsy vita la pasio aty e..za miandry centrage! deia hidiko ny karetsaka de karakaraiko tsar aao
