ahoana tokoa moa?

1. xxx ( 29/12/2003 15:00)
Tiana ve ny joba vo asiana sa asiana vo tiana?
novalian'i fijo ny 08/01/2004 09:43
2. herry ( 29/12/2003 20:39)
Raha asiana vao tiana dia izay no atao hoe amour par interet.Sady ahoana koa moa no hiarahana @ olona tsy tiana ?.Sa mieritreritra sipa manja be eo am-pirevena azy ?.
3. fijo ( 29/12/2003 19:16)
samy mety ireo e.
4. ikaretsaka ( 31/12/2003 16:03)
Zay tonga aloha mety daholo e
5. kally ( 31/12/2003 20:59)
Ianareo lehilahy ireto dia tena tsss!Izany foana izany foana,tsy mba misy resaka tena fitiavana mihitsy fa ny nofo foana aloha no mandeha aloha...Nefa toa tiako ihany ny lehilahy na izany aza!lol!
6. ikaretsaka ( 03/01/2004 16:02)
fitiavana daholo izany ry kally an.. ze tonga aloha tompon-tanindrazana hono ary ny Gasy tsy manda fanomezana
7. rinakely1 ( 05/01/2004 20:45)
inn ny tinao?
8. fijo ( 06/01/2004 10:18)
ianareo sy kally
9. ikaretsaka ( 06/01/2004 19:53)
any zany!
10. rinakely1 ( 06/01/2004 13:51)
vitanao zany ry fijo?
11. kally ( 06/01/2004 15:56)
Karakôry tsara hoe Fijo?!
Ianao mankatia zay!zahay koa mankatia anao.Sa ahoana Rinakely?
12. fijo ( 07/01/2004 09:21)
ke izy koa ntsika samby mankatia,tsaratsra zeny korana,mandeha hoazy la vie.
vita io rina kely a.
13. ikaretsaka ( 07/01/2004 16:03)
ze tsy vita la pasio aty e..za miandry centrage! deia hidiko ny karetsaka de karakaraiko tsar aao
14. fijo ( 08/01/2004 09:43)
aleo,fa vitako izao irery indray raha io ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2853