aitraitra sa fitiavana

1. lema ( 18/12/2003 11:11)
hono hou aho ry reto nareo ve mino fa tena fitiavana ny an'ireo tovovavy manambady vazaha na karana na sinoa ireo....sa inona loatra,vola ve sa ..........?
répondu par fijo le 29/01/2004 09:31
2. isrine ( 18/12/2003 13:41)
Salut!
Misy fitiavana matoa manambady e. Ka na vazaha io na karana na sinoa de mitovy @ samy gasy mifanambady ihany. Fa mety ho olana ho an'ny lehilahy gasy izany satria lasan'ny vazaha ny mety ho anjarany! Isika rehetra samy mahalala fa na à tsika samy gasy, misy ny vehivavy tsy manambady raha tsy lehilahy be vola.
3. fijo ( 19/12/2003 20:30)
misy ny fitiavana,fa maro no resaka vola.
4. moi ( 19/12/2003 16:57)
inn koa ary no asiana quoi aminzany ! le vazaha ve no victime sa le gasy raha tonga ny tsy mety e !
Ny antsika eto aloha jerena sao ny any no dinihina, nefa ny ao an-trano kay ... vola fa tsy fitiavana !
Fa misy kosa aminiz reny tena mitsotra hoe vola ! Dia mikipy hono ny masony refa "mananona" fa tsy te hijery ilay partinera...
5. kally ( 19/12/2003 09:51)
Fa mampanionona an'i Lema anefa izay fiainan'olona any e?Inona no olan'i Lema na nifankatia be izy ireo dia nivady na ahoana e?

Fa io aloha raha resaka vola no hanambadiana olona iray na gasy io ,na vazaha dia mino aho fa tsy hankaiza akory satria ilay manam-bola angaha nandra no tsy hahita fa tsy mahazo valim-pitia mihitsy izy ka dia handraraka ny volany eo foana?Ary ilay tia vola,haharitra ny hijanona eo mandra-pahafatiny?Ary rehefa hahita ny tena tiany izy hanaraka azy angaha hono ny volan'ilay anakiray?
6. rinakely1 ( 19/12/2003 12:47)
zé je t'aime ny vhv any io e!
refa tiny d'amour d vadiny refa tiny d'argent d vadiny koa!
lé oln étranger no taraiky @ zay fotoana izay!
7. isrine ( 19/12/2003 16:37)
Isika gasy no mety hahita fa aitraitra ny manambady vahiny, fa ho ahy na gasy na vazaha tsy miroso aho raha tsy tiko le olona!
8. rinakely1 ( 19/12/2003 17:49)
zay mitsy ankia ry isrine an!
9. vandame ( 20/12/2003 20:54)
Aza miteny ratsy eo ry RLCJ fa ...
10. isrine ( 20/12/2003 12:00)
rinakely: sady reo lehilahy ireo anie akia mahita holazaina fona àtsika vehivavy e, jereo moa zao io lazain'i rlcj io.
rlcj: iza anefa no mandraviravy vola, fa tsy ianareo lehilahy ihany e. Te-hanao aminy eo kou!
11. rniaina ( 21/12/2003 16:27)
tsy dia itako loatra izay olana raha manambady gasy vazaha sinoa karana rehefa izay no tiany, ary maninona ny vehivavy manambady vazaha ihany no atao hoe tia vola, ary ny lehilahy manambady vazaha indray ahoana?
12. salita ( 22/12/2003 18:33)
ny lehilahy manambady vazaha indray ange otran'ny hoe mba prestige fotsiny e, nefa misy ny sasany dia tena vazaha tambanivohitra be ilay sipa.... hihihi...aleo ihany letsy gasy a!
13. fijo ( 23/12/2003 11:47)
tsy prestige letsy ny manam bady vazaha a.mba te anandrana fotsiny.marina io voalaza eo ambony io,fa misy dia mizesta be ery mitantana ilay vazaha,nefa vazaha tsy hita izay ilazana azy.misy koa anefa vazaha tsara sady mahafinaritra.
14. lema ( 24/12/2003 10:39)
ny olona manambady vahiny rehetra mantsy dé itako fa manenina fa efa tsy afa miala intsony satria andé hody ho afabaraka ny raitanana ijanona sahirana ihany ka voatery manao sipa gasy aty @sisiny izy mba ialany vokona.
15. fijo ( 24/12/2003 18:43)
maro ny gasy vavy aty manao io voalazan'i ralema io.amin'ilay culture tsy mitovy no mahatonga izany.lasa ady lava.
16. lema ( 26/12/2003 20:45)
tena marina izany ra fijo a!
17. fijo ( 26/12/2003 18:40)
voafitaky ny vola ko.
18. rinakely1 ( 23/01/2004 12:14)
ary nareo mou mba vofitakin'ny inn?
19. fijo ( 27/01/2004 10:16)
voafitaky ny fitaka
20. lema ( 28/01/2004 11:38)
voafitaki ny vod
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1269