aitraitra sa fitiavana

21. pitchou ( 28/01/2004 16:25)
tsy voatery vola kosa alo no hanambadiany vazaha e! mety te-hifindra any an-dafy izy, mety tsy te-hierika lehilahy gasy intsony izy, mety mba te-hanatsara taranaka izy, ary mety tsy raciste izy ...
22. kally ( 29/01/2004 20:17)
Misy koa ny mpivady gasy sy vazaha mirindra tsara koa ny fiainany.ka ny zavatra mandeha mantsy matetika tsy asiana resaka fa ny tsy mety foana no resahina,hany ka ohatry ny hoe izay gasy nanambady vahiny nijaly am-panambadiana daholo nefa misy ny miadana tsara.
23. fijo ( 29/01/2004 09:31)
pitchou>fa angaha ratsy ny taranaka gasy,no manatsara taranaka amin'ny vazaha?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2804