rehefa tonga fotoana .......
1. xxx
(
14/12/2003 18:11)
Inona no atao mba tsy hiverimberenan'izany ntsony e: "rehefa tonga fotoana de marary fona ny kibo na maloiloy te-handoa!". Sa ve mety efa tarazo ny toy izany?
Isrine
Isrine
répondu par xxx le 12/03/2004 20:57
4. fijo
(
16/12/2003 20:36)
matetika ny zavatra toa io,dia hafaka rehefa manam bady ilay vehivavy.manatoan radoko ihany,fa misy azo atao koa manalefaka ilay marary.
5. rinakely1
(
16/12/2003 10:24)
ity misy fanafody ary raha toa ka tsy zaka e:"nureflex".
refa tonga @ 45 ans dry d efa phase ménopause ka tsy hijaly intsony e!
refa tonga @ 45 ans dry d efa phase ménopause ka tsy hijaly intsony e!
6. tequila
(
16/12/2003 12:30)
Mandehana akia mankany amy dokotera aloha a , misy aloha hono manaranaka zany e , fa misy nefa tsy maninona mihitsy fa samy manana ny toe-batany , fa zany hoe misy fanafody manena ny maharary .
13. isrine
(
19/12/2003 20:11)
de tsy haiko na inona no antony ry zareo fa efa h@ zay mitsy de toy izany fona e.
15. isrine
(
19/12/2003 12:11)
ny dokotera aty mijery tavan'olona, sady mahita zavatra lazaina zany ry zareo e.
Ohatra dokotera 3 no nalehanay t@ heritaona, resaka narary lamosina, fa hafa be mitsy ny fahitany an'le hoe marary lamosina.
Ohatra dokotera 3 no nalehanay t@ heritaona, resaka narary lamosina, fa hafa be mitsy ny fahitany an'le hoe marary lamosina.
16. rniaina
(
22/12/2003 14:58)
afaka refa manambady, avy eo manatona radoko, manambady radoko zany ny solution aingana njinja, hi
