rehefa tonga fotoana .......

41. xxx ( 16/01/2004 20:34)
Tsy te hanontany eto aho hoe mbola vierge ngah isrine? Zaho koa manko mitovy aretina amin-dry, dia nanantona dokotera aho tany Dago, nilaza ilay dokotera fa noho ny mbola fisian´ilay voaly hono dia teritery ny fivoahan´ilay rà ka mahatonga anao harary, fa rehefa manao firaisana ara-nofo elaela dia mihena mian-dalana io satria mihamalalaka ny lalana.
1.Misotro rano mafana be foana rehefa tonga fotoana mba hampitsonika ilay rà mivoaka ka hampihena ny fanaintainana.
2.Misy ihany koa ireo karazana comprimés isan-karazany saingy zaho aloha tsy dia mankasitraka reny loatra.
42. xxx ( 20/01/2004 18:02)
Misy koa sipa sasany misotro toaka kely dia manalefaka ilay marary.Fa tsy atao betsaka an ( consomme kely fotsiny ).
Fa misy sipa dia tsy mahatanty azy io an,ohatrany olona mihetsi-jaza ny sasany indraindray.
Andramo indray aloha io toaka io fa aza mandany vola any @ dokotera.
43. fijo ( 21/01/2004 09:36)
lazao hoe ny anaranao ry XXX fa maha liana izany lazainao izany.
44. ikaretsaka ( 21/01/2004 18:32)
oadray... inona koa ny hidiran'ny toaka @ fadimbolana?
45. fijo ( 22/01/2004 20:34)
mandrava ilay ra izany hono ka.tsy hay izay fahamarinana'io
46. ikaretsaka ( 22/01/2004 20:49)
hay?
47. yves ( 22/01/2004 09:40)
zavatra voajahary ho an'ny vehivavy izany ka dia mahaiza mitandritena tsara fasao kely io dia hiteraka sahady izay no ilaina @ namana serasera e !
48. yves ( 22/01/2004 09:43)
zavatra voajahary ho an'ny vehivavy izany ka dia mahaiza mitandritena tsara fasao kely io dia hiteraka sahady izay no ilaina @ namana serasera e !
49. colpain ( 22/01/2004 13:21)
aza ti kitikitika fa martra eo , avelao @ zao fotsiny fa tsy maninona io , rehefa afaka manao de manaova fona fa afaka io . Rehefa miteraka ary de tsy marary intsony mihintsy
50. fijo ( 23/01/2004 20:53)
misaotra hono radoko a
51. bice ( 27/01/2004 09:43)
naninona ary no nisy an`zany fotoana fotoana zany?
52. fijo ( 28/01/2004 09:13)
hamaritanana ny fahafahan tsika io ka
53. pitchou ( 28/01/2004 17:17)
zavatra efa nataoko ireto fa tsy honohono. izaho rehefa marary b ny kibo na mavesatra ny lamosina rehefa tonga fotoana, indrindra ny 1 er jour, d mody marenina b aho, fa lasa manao gym, manao sport. miaritra kely 2-3 mn satria indraindray tena tsy misy courage. ka asa na adinodino na ahoana na mihamafana ny vatana fa afaka aloha ny marary. de henohenoiko indray @ fotoana manaraka. fa reska b ilay hoe rehefa manambady ...
54. fijo ( 29/01/2004 20:07)
tsy hoe manambady anie no tena tiana lazaina amin'iny,fa hoe manao matetika e.
55. pitchou ( 30/01/2004 16:10)
ka izay indrindra! resaka b ilay hoe manambady! misy mitady hanararaotra fotsiny ny sasany d mamorona! eeeeeeeeeeeee! i fijo an! mitady haditra!
56. fijo ( 30/01/2004 16:55)
an,an,io no tena tian'ny dokotera lazaina ka.ny anabaviko no efa nilazana an'izany,fa dia mitovy aminao koa ny fisainany.
57. xxx ( 12/03/2004 20:50)
za koa dia tena nijaly be t@ io resaka io e, dia ilay hoe nanao foana no nahafaka azy. Tany @ dokotera foana aho taloha dia endometriose hono no mahazo ahy fa afaka foana io rehefa manao e, dia atao matetika mihintsy. Zao aho tsy maninona intsony mihintsy. zay ihany fa mazotoa e
58. xxx ( 12/03/2004 20:57)
za koa dia tena nijaly be t@ io resaka io e, dia ilay hoe nanao foana no nahafaka azy. Tany @ dokotera foana aho taloha dia endometriose hono no mahazo ahy fa afaka foana io rehefa manao e, dia atao matetika mihintsy. Zao aho tsy maninona intsony mihintsy. zay ihany fa mazotoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069