FIHAONANA ATY AM-PITA

1. oully ( 07/11/2003 09:20)
Tahakan'ny nataon'ireo namana tany Dago dia nisy eriteritra koa mba hanisy fihaonana ho antsika aty am-pita, eto Frantsa, amin'ny faran'ny taona, raha mazoto ianareo.
Miankina amin'ny fahazotoantsika no handinihana ny daty marina sy ny toerana.
Miandry anareo!
répondu par booboo le 29/11/2004 13:35
2. ralay ( 07/11/2003 14:57)
mety tokoa ilay hevitra ka dia tapao ny date sy ny toerana e. Ataovy centre raha azo atao mba tsy ho samy lavitra.
3. ralay ( 07/11/2003 14:59)
mety tokoa ilay hevitra ka dia tapao ny date sy ny toerana e. Ataovy centre raha azo atao mba tsy ho samy lavitra.
4. ralay ( 07/11/2003 15:00)
mety tokoa ilay hevitra ka dia tapao ny date sy ny toerana e. Ataovy centre raha azo atao mba tsy ho samy lavitra.
5. sipagasy ( 07/11/2003 17:08)
tena mety kan tapaho ny daty & ny toerana dia ho hita eo é! ny andro anefa efa miha mangatsiaka, fa na dia izany aza ho hita eo ihany é!
6. hery ( 07/11/2003 19:22)
Izaho aloha mandalo any Frantsa amin'io fa tsy haiko na ao anatin'izany fotoana izany.
Izaho koa dia miteny hoe ataovy amin'izay akaiky ny rehetra.
7. taratra ( 08/11/2003 20:00)
manahoana daholo!
raha ny evitro aminio aloa de tsotra iany,hoe;tsara fa toizo.
satria mantsy ny gasy any france any malaza tsy mifankahay ka eo zany no hifankaitanareo.
ny anay ndray moa dia efa raikitra fa aminy 9 janvier no ionan'i gasy rehetra aty.
misy bal be aminio ka.
zay le hoe aza misara é!!fa tsara ny miaraka.
ka de tapao zany ny daty sy ny ore!!!d mazao fafinaretana daholo.
veloma
8. oully ( 08/11/2003 09:30)
Mety atao centre ho antsika ve ny ao Paris. Ka ny asabotsy 27 des no hihaona mba tsy hanelingelenana ny fety efa ataon'ny tsirairay isam-pianakaviana ny 25 sy 31 des.
Sa ahoana hoy ianareo?
9. rinakely1 ( 08/11/2003 09:40)
Tena hevitra tsy d mahasosotra ka omeo @ manaraka ny daty sy ny toerana ary e ! d ma ataovy pro masaka.
10. hery ( 08/11/2003 12:47)
Raha ny fahafantarako azy dia eto no midinika ny daty sy ny toerana... propositions efa napetrak'i oully izany io anelanelan'ny 25 sy 31 desambra io. Ny vinavinan-toerana napetrak'i oully kou dia hoe Paris.
Sao dia misy manana soso-kevitra hafa?
Na izany na tsy izany dia mbola ho-lancer-na manokana eto amin'ny namana tahaka ny nanaovana izany tamin'ny fihaonana tany Madagasikara io.
11. benaivo ( 09/11/2003 09:24)
sali daholo!
zao aloha eh!masaka ve lay hoe le 27 déc2003 io?avy eo raha masaka io de hitadiavantsika organisateur masaka eto Paris
12. sipagasy ( 09/11/2003 15:05)
Ny ahy aloha dia ny any @ mois de juin any ny eritreretiko é! fa tsy manakana ny tsy hihaona aloha akory io an! na koa ny @ WE de paka satria efa tsy misy intsony ny lundi de pentekosta, hevitra atsipy iny e! ary miombon-kevitra @ i Oully aho ny à hoe atao ao Paris ilay izy tena mety kan ny train rehetra tsinona tonga ao daholo, na fara faha ratsiny ny correspondance ao, sa ahoana hoy ny maro???
13. hery ( 09/11/2003 15:25)
Hevitra nivoaka tao amin'ny chat androany

Sosokevitra ihany ireto sendra an'izay ni-chat momba ity fihaonana ity.

- Mitady fety Gasy anakiray ao Paris anelanelan'ny 25-31 décembre
- Tsy tokony ho andro fety
- Dia mandeha amin'io fety io ny namana izay afaka
- Mety hisy fomba hihaonana alohakelin'ilay fety mba hifankahafantarana sy ny sisa.
- Dia miara-mifety.
- Mila mahalala hoe aiza ilay fety izany... dia ohatrinona.

Tohizo ihany ny resaka fanomanana.
14. ely ( 10/11/2003 12:45)
Tsy aleo ve mihaona avokoa aloha ny mpikambana rehetra de avy eo vao miara-manapaka ny momba lay fety? Dia mba zavatra matotra tsara no hiarana atao!
15. fijo ( 11/11/2003 09:53)
manao aoana,ilay 27 dec aloha dia sarotra aminay e.izahay tsy libre raha tsy ny 29,30,31,01.sady aty marseille,ka sarotra ilay anao aller retour.
16. xxx ( 13/11/2003 14:38)
akory aby e,
dia mbo ampitapitao amin lay filazam baovao ary moa zay daty tapaka raha mety sao mbo mandalo any ihany anay avy aty ambanivolo aty ie
17. ds ( 14/11/2003 11:11)
Aty Strasbourg, misy fety karakarainay @ 27 desambra : dihy sy vakodrana arahana alim-pandihizana. Noheveriko azo hararaotina hanaovana fihaonana kanefa moa toa lavitra be ho an'ny maro aty; indrindra ny avy any atsimo. Ny fampiatranoana, dia azo ifanarahana.
18. fijo ( 15/11/2003 15:35)
lolo sy ny tariny sy mahaleo koa andalo aty marseille amin'ny le 29 nov.koa raha misy te handalo dia milaza eto dia mihaona aty aloha isika e.25euros ny fidirana.
19. benaivo ( 16/11/2003 12:33)
sali sali daholo eh!
marina daholo zany fa ahoana ihany ary no tena fanapaham-kevintsika farany eh!?ohatran'ny tsy ho masaka lay prog'-ny raha hiodikodina eto foana isika.Fa misiha fotsiny iray amintsika manapa-kevitra de taterahana lay fihaonana eh!ny ahy tsy dia hasiako olana loatra ny hoe "rahoviana?",fa ny hoe "aiza?" no mba hasiho marimaritra hiraisana fotsiny eh!
20. fijo ( 18/11/2003 09:14)
manao ahoana daholo,
misy diso aloha ilay voalazako ery ambony,fa 06 dec ilay mahaleo sy lolo ary eric manana aty fa tsy 29 nov.aty marseille io à 22h.ary ity mba misy vinavina kely.satria ilay zavatra kendren'ny namana aty mada hatao any tulear amin'ny herin-taona mba zavatra tena tsara,sady fanampiana,dia maninona isika aty andafy izay tsy hafaka ny ho any raha mba manampy andry zareo.hoatra samy manome 10 na 15 euros isika dia efa mba manamaivana ny namana any.tsy misy fanerena io,fa mba fandraisan-tsika anjara amin'ny asa soa izay ataon-dry zareo.i hery moa dia manao tatitra eto ihany momba ny fitantana.hevitra io ka mila ny hevitra rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2973