FIHAONANA ATY AM-PITA
![](https://avatar.serasera.org/6592917447047e255589b08b78af1d1c.jpg)
21. vazol
(
18/11/2003 10:01)
Manana hevitra tsara be ange i Fijo izany e, mba ampio tokoa re ny namana aty Dago e,
Vazo
Vazo
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vazol ny 18/11/2003 22:01
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
22. fijo
(
19/11/2003 09:41)
tokony mba hataon'ny namana avy aty io,satria izahay tsy hafaka andray anjara mivantana any.asa na firy ny namana aty,fa raha manome 10euros fotsiny ny 6 aminay,dia efa 60euros izay.izany hoe 393.5ff.
tsy ho verin'izay 10euros isika aty,nefa mba jereo ny vitany ho an'ny namana any.ka andao ary ry zareo mba hanome ny anjaran-tsika isika.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/11/2003 09:41
![](https://avatar.serasera.org/83349cbdac695f3943635a4fd1aaa7d0.jpg)
23. anita
(
19/11/2003 09:50)
Salut daholo !!!!!
Amiko io hevitra io mety fa tsy hiandry ny fotoana ny tsirairay akory vao hihetsika , jerena fotsiny ny hetsika manakaiky izay daty efa ni proposen'ny namana teo aloha , dia ampifandanjana tsara sao misy mifanindry ka tsy misy olona mandeha amin'io , dia izao koa isika aty Paris ohatra tsy hiandry andry zareo any Strasbourg na Marseille vao hanao zavatra sarotra be izany , fa rehefa atao dia raketiny . Manarak'izany ilay fihaonana moa hoe ny hifandraisan'ny gasy rehetra aty ampita efa nandeha tamin'ireny aho fa misy gasy sassany tsy te-hahalala anao akory na ianao indray ary no toa hisehony milay , tsy hoe ny gasy rehetra akory no lazaiko amin'izany fa ny sasany izay miseho ho milay isany .

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/anita ny 19/11/2003 21:50
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
24. sipagasy
(
20/11/2003 20:40)
manao ahoana
@ 28 izao misy soirée de Dama, Nono, Eric Manana any paris ka ahoana ny hevitra?? ny fidirany 20 € afaka atao hoe manokana latakatra 1ho antsika?? any bagnolet ilay soirée.
@ 28 izao misy soirée de Dama, Nono, Eric Manana any paris ka ahoana ny hevitra?? ny fidirany 20 € afaka atao hoe manokana latakatra 1ho antsika?? any bagnolet ilay soirée.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
25. fijo
(
20/11/2003 10:28)
dia avy dia ataovy ary ny anareo any paris e.farafaharatsiny mba efa misy zavatra miatomboka aloha.avy eo dia mankaty marseille ry zareo,ka raha misy namana aty dia tokony hiseo,amin'izay dia manao fotoana koa isika aty marseille.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/11/2003 10:28
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
26. xxx
(
20/11/2003 19:54)
Manaona daholo. Toa lasa mitatra be anie lay resaka e. Aleo aloha mba tsy hivaona @ ilay fihaonana mba hahamatotra ny fanomanana. Izahay moa aty Allemagne nefa mba maniry ny handray anjara @ zany fihaonana zany. Tsy maninona ngamba na hoe any Paris aza ilay izy, ny olana mety hisy ho an´ny namana tsy avy ao Paris dia ny resaka trano. Tsy Paris irery manko ilay aty ampita fa midadasika be, mety hisy hiteny hoe maninona raha mba manao koa nareo any Allemagne dia hoy aho hoe mety mbola lavitrezaka zany satria toa tsy be loatra fa zay misy aloha no araraotina. Ka ny soso-kevitro dia ity:
1. avant noel satria na ny 25.12 na ny 31.12 na ny entre an´ireo toa efa samy manana ny programme-ny daholo. Asa mety hety ho an´ny rehetra ve ohatra 20-21, week-end io ka mety tsy dia hanahirana loatra.
2. Mba misy zay olona mipetraka ao Paris manao volontaire hikarakara ny fihaonana, marina fa mbola fanombohona nefa tokony efa hisy karazana commission vonjy maika hisahana lay izy.
3. Tokony hisy programme karazana ordre du jour zany mba hahatonga ny rehetra samy handray anjara mba tsy hisian´ilay hoe mihatakataka sy miseho milay hoy ny namana tery aloha.
4. Lazaina @ namana dieny mialoha ny fandraisana anjara mety hisy, ezahina anefa mba zavatra ho zakan´ny rehetra.
Izay aloha no tiako ambara ka asa na mety @ rehetra na ahoana.
Mirary ny fahatanterahan´io fihaonana io ny tenako.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 20/11/2003 19:54
![](https://avatar.serasera.org/dc677f3d552976339aff87766b55f116.jpg)
27. ralek
(
21/11/2003 14:38)
mitovy hevitra @nareo aho e!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ralek ny 22/11/2003 02:38
![](https://avatar.serasera.org/a598944ed55803c970b9d2519783e43b.jpg)
28. cathy
(
24/11/2003 11:42)
Toa tsy nisy tohiny lay resaka e. Zahay miandry koa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/cathy ny 24/11/2003 23:42
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
29. xxx
(
25/11/2003 20:24)
Tsy raikitra ndray ngah lay fihaonana e. Dia sanatria ve sika rehetra maimay ambalohany fotsiny? Andao atao zay haharaikitra an´io fa anisan´ny fotoana mba ahafahana mihaona anie e. Sa tsisy marisika?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 25/11/2003 20:24
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
30. xxx
(
26/11/2003 19:56)
tsy mety aminay io daty io aloha e
nefa moa de mirary mba ny hahantotosainy zany e! amin'ny manaraka ndray zany zahay manarina e, tsy mety mitsy ve raha après ny taombaovao ? sady mba miarahaba tratry ny taona amizay,

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/11/2003 07:56
![](https://avatar.serasera.org/f2427fa8d84d7764df51916aa3105dda.jpg)
31. oully
(
28/11/2003 10:26)
Manao ahoana daholo,
Mandalo eto Paris aho izao ka sao mba misy namana 2 na 3 aloha mba hiaraka hidinika mivantana, (hihaona mialoha isika), alohan'ny hanapahana izay ho atao marina ny amin'io fihaonana amin'ny faran'ny taona io? Ataontsika masaka tsara io mba ho fanombohan'izay afaka aloha, fa mbola ho be ny sisa ...
Dia miandry anareo hatrany.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/oully ny 28/11/2003 22:26
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
32. sipagasy
(
28/11/2003 18:46)
ka raha ny hevitro aloha dia io any @ soirée any bagnolet io no hitako é na raha misy tia koa ny hafa dia ny 20/12 any villejuif soirée an'i henri RATSIMBAZAFY, izay atao mety daholo é! iaraha mahalala fa samy manana ny naha sahirana azy daholo @ daty samihafa
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
33. xxx
(
05/12/2003 09:48)
Vita hatreo sahady lay fihaonana, indrisy ry tapa-tsosisy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 05/12/2003 21:48
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
34. xxx
(
14/12/2003 19:06)
nankaiza ny olo-tety toa tsisy tohiny tsony.....
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/12/2003 19:06
![](https://avatar.serasera.org/75dd2e657803e69e7c9e067e073a6c6a.jpg)
35. ankoay
(
16/12/2003 13:15)
de ahon ihany hono le resaka fihaonana eh!! sa samy sahirana de tsy nisy nanam-potoana ..
raha akaiky loatra ary ilay amin'ity farany taoana ity de ahon hoy nareo raha izao de efa eritreretina hoe any @ avril 2004 any ohatra eh!!! amin'izay misy ftoana kokoa hanomanana azy kouh!!! sa?

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ankoay ny 16/12/2003 13:15
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
36. xxx
(
18/12/2003 17:59)
hevitra mety koa ny anao ry ankoay,toa samy varina dôly ny oul kou, mafana fo ambolohany dôly kanefa refa atomotra ny fotona de tsita tssss,aiza ze oul ô!!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 19/12/2003 05:59
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
37. hery
(
03/01/2004 09:43)
Ny hitako tamin'ilay izy dia toa nifampiandry fotsiny.
Raha alaiko ny ohatra tao Madagasikara dia ry zareo tao antoerana no tena nanafana azy...
Tsy hoe ny mpametraka hevitra akory no voatery ho tonga any vao raikitra ilay izy.
Raha tena nifanaiky ny tao Paris fa hihaona ao Paris amin'ny fotoana anakiray dia ho nety ihany io.
Amin'ny manaraka indray e.
Fanamarihana fotsiny: Efa nisy ireo namana vitsivitsy tao Paris nihaona fa tsy voatery niandry an'itsy sy itsy. Efa nisy koa ireo namana vitsivitsy teto Lyon afaka nihaona sns...
Mifankahafantara fotsiny dia mihaona fa aza miandry organisation goavana be.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 03/01/2004 09:43
![](https://avatar.serasera.org/f2427fa8d84d7764df51916aa3105dda.jpg)
38. oully
(
18/01/2004 18:36)
Hainareo ihany lay hoe aty an-dafy eh! hafa ihany ho'ah Dago. Ka fikasana indray ilay any Vichy io ka any manatevina eh! zahay aloha ho any eh!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/oully ny 19/01/2004 06:36
![](https://avatar.serasera.org/f2427fa8d84d7764df51916aa3105dda.jpg)
39. oully
(
20/04/2004 15:30)
Nafindrako avy any @tetik'asa sy vinavina fotsiny ity lohahevitra ity. Mba hanaovantsika fampitaha, fa efa ela tokoa isika taty am-pita no nanana faniriana ny hihaona. Mba hoezahantsika izay hahamasaka izao fihaonana faharoa izay karakaraintsika izao eh.
Misaotra antsika rehetra.
Misaotra antsika rehetra.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
40. fijo
(
20/04/2004 23:40)
io voalazan'i hery io dia marina,tsy mila miandry inona fa avy dia mihaona rehefa vonona