DoSol ve?
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
1. xxx
(
21/05/2003 18:43)
Fony teto Dago i Rossy dia nanana eritreritra hamory ny artista maromaro ho lasa professionnels. Amin'izao dia misiy ny looko Dosol. Sao dia i Dosol no hanohy ny nofinofin-dRossy. Dia mahavita soa ary.
répondu par iartistika le 20/04/2005 16:29
![](https://avatar.serasera.org/080d41f3fde6b013131997e079491429.jpg)
2. nari
(
22/05/2003 17:52)
Avelao Rossy ho any fa ny DOSOL
indray izao no malaza! samy hafa izany amiko na dia mety mifanakaiky ihany aza ny zavatra ataony! sa ahoana hoy ianao?
indray izao no malaza! samy hafa izany amiko na dia mety mifanakaiky ihany aza ny zavatra ataony! sa ahoana hoy ianao?
![](https://avatar.serasera.org/285f6aedd65a5c224071b07f40aa3307.jpg)
3. jaha
(
22/05/2003 19:33)
tsara refa misy mahavita , koa any an-tanindrazana any é! zany koa anie no ilaina é! mahazotoa ry dosol, mahareta hatramin'ny farany, hiandry an'i Rossy tsy ho hita eo ve,
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
5. hery
(
23/05/2003 11:37)
Rossy tompoko dia mbola any soa amantsara... tsy fantatro izy na rahoviana indray no hiditra @ sehatry ny kanto na rahoviana. Misy CD-ny vao nivoaka any andafy any fa tsy haiko.
Manoratra tsindraindray ao @ serasera ao izy.
Manoratra tsindraindray ao @ serasera ao izy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hery le 23/05/2003 23:37
![](https://avatar.serasera.org/ea39457002227c69a9db3c525e9e80e4.jpg)
6. sifotra
(
30/05/2003 09:24)
Nga izy iny ? i hery ra hifenty !!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/sifotra le 30/05/2003 21:24
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
7. hery
(
30/05/2003 14:26)
Salut,
Ie, izy tokoa iny... hanao concert any Suisse izy rahampitso.
Hafatra nalefany tao amin'ny esrasera io.
Ie, izy tokoa iny... hanao concert any Suisse izy rahampitso.
Hafatra nalefany tao amin'ny esrasera io.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hery le 31/05/2003 02:26
![](https://avatar.serasera.org/cce344d3fbfdb2d723cd835de7a83f26.jpg)
8. rinakely1
(
29/11/2003 13:38)
Aleo zé vonona hampandroso ny tontolon'ny mozika anao azy e! Mankasitraka ny do-sol
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/rinakely1 le 30/11/2003 01:38
![](https://avatar.serasera.org/ba4dcc916525419d227a0e7598568dac.jpg)
9. mouvoka
(
14/12/2003 20:27)
Tsy resaka politika fa i Rossy kosa aloha mahay e. Jereo ny lalana efa nalehany, fa raha omena "vintana" (sy fahaizana) mitovy aminy ny artista sasany dia mety ho lasa ihany koa. Izaho mieritreritra fa ny zavatra ataon'i Do-sol izao dia mahafinaritra tokoa. Ny eo @ lafiny artista ange izao ny gasy mba manana tsara betsaka mihintsy ary ny Hira sy ny Mozika izao no efa misy professionnel @ kolontsaina sy ny spaoro e.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/mouvoka le 14/12/2003 20:27
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
10. xxx
(
11/10/2004 15:54)
Tô manambaka ny artista fotsny reo dosol reo. Efa betsaka no mitaraina fa tsy réglo mintsy ny vente album artiste ataony ao :evil:
![](https://avatar.serasera.org/61caa80d93754ad716837b9a5a06a98f.jpg)
11. ndreva
(
19/04/2005 21:31)
Miarahaba é! inoako fa tsy hisy hiara hiasa @ dosol intsony ny artista raha tena mpanambaka izy raha tsy olona adala dahola ngah ireo miara-miasa aminy ireo, aoka mba tsy handray an-tendrony é! misaotra :@
![](https://avatar.serasera.org/af10b012d0bb1d4759d156a5b09743ef.jpg)
12. iartistika
(
20/04/2005 16:29)
Tsy haiko aloha ze fahamarinan'ny kôzin'i xxx,fa amiko fotsiny de tena mbola vitsy sy tsy ampy mihitsy ny studio fandraisam-peo ao am tanàna ka tsy hita be ny any...