Fahasalamana

xxx ( 27/05/2008 18:07)
Misy fiatraikany amin'ny fahasalaman'ny vehivavy ve ny fihinanana sakamalaho be ? Atao dite ilay izy, vovoka sakamalaho sotroina amin'ny rano mamay be + siramamy. Ary amin'ny zaza raha toa ka vehiv... tohiny
novalian'i kalasnou ny 05/06/2008 20:54
niryna ( 25/05/2008 18:50)
Raha mitondra alika ny olona dia izay toerana misy fofona no hipipiazany ihany koa,matetika anefa izay toerana maizimaizina dia maimbo pipy avokoa.Maheno fofona ve ny olona hoy hianareo dia mamely eo ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/05/2008 04:47
kiadi ( 06/05/2008 17:00)
asio resaka kely oe! anisany mahasitrana sida hono io eh! http://www.gazetiko.mg/gazetiko/... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 07:47
Rakotofaly ( 06/05/2008 06:56)
Misaotra anareo rehetra izay nanome torohevotra sns… e. Izaho ity anie vao avy tany @ Dr PASCAL (Colonel) ao @ Hopital GIRARD (HOMI) e, ho antsika izay mahalala azy (Sce GASTRO: inona moa no tena di... tohiny
novalian'i niryna ny 19/05/2008 02:47
ainaheri ( 05/05/2008 03:12)
Araka ny tatitra azo d betsaka amitsika pampiasa ordi no tsy manadio ny clavier-ny,ary tena manangona microbes faran'izay tsy izy ny clavier,satria ny tanana avy tetsy sy avy tery d eo doli,mba ezao s... tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 04:23
niryna ( 03/05/2008 17:11)
Misy antony maro no mahatonga ny tsy fahampian-torimaso ,ny vokatra mety aterak'izany kanefa dia misy tokoa ny vahaolana mahomby azo atao .. Inona no antony fantatrareo Ny vokatra mety aterakany ny ... tohiny
novalian'i jobamilay ny 04/08/2008 22:35
Rakotofaly ( 03/05/2008 07:58)
Manahoana daholo isika rehetra mpiserasera ! Tsy izany mantsy fa tena mila vonjy e, marary vavony aho ka tena lasa miteraka korontana tanteraka ato anaty vatako manontolo ilay aretim-bavony. Misy rivo... tohiny
novalian'i manigasy ny 27/11/2017 06:34
endrika01 ( 01/05/2008 08:41)
Misy namako tena mampalahelo be,in-2 nitondra vohoka izy zay dia lasa foana lay zaza.Zany hoe raha vao tonga eo @fahatelo efatra volana am-bohoka dia tsy mipetraka.Ny tamin\'ny taona lasa dia nanaraka... tohiny
xxx ( 30/04/2008 16:11)
fahasalama ve ny mangetotra?... tohiny
novalian'i Bigma ny 14/05/2008 13:03
hery601 ( 29/04/2008 12:42)
moa ve mba fantatrareo fa ny mihomehy dia mampitombo n andro iainana ka noho izany aza matahotra ny mihomehy ho any efa mpanao azy dia tohizo fa hoany reo zay be fiavonavonana sy kizitina lava dia mba... tohiny
novalian'i tiarah ny 30/04/2008 07:25
enc1tea17an ( 26/04/2008 08:29)
jai 17 an é je s8 enc1te js8 a 8 semaine daménohré mila sosokevitra avy @nareo je pa le gardé :cry: ... tohiny
xxx ( 23/04/2008 16:51)
Manahoana daholo, Ho an'ireo gasy aty ivelany mpakany Mcar: inona ny fanafody tokony ampiasaina anaovana prevention amin'ny palu (prophylaxie)? inona ny anarany? tokony vidiana aty ivelany ve sa misy... tohiny
novalian'i kelly13 ny 25/04/2008 21:05
ari.malala ( 22/04/2008 11:30)
manahoana daholo ianareo, Ny zanako tsy maintsy nosarahina nono, f aho 1volana izay, nefa mbola misy nono iany refa potseriko am maraina ref le mandro iny d manontany ah ohe hafiriana vao ritra tan... tohiny
Belami ( 21/04/2008 17:21)
mety diso ny fanoratro azy fa io no fiteny azy aloha Inona no atao mba hampijanonana haingana rehefa mitsakoahana fa tena manorisory mihitsy indraindray eny imasonolona. Misotro rano ka ee, de ahoana... tohiny
novalian'i martino ny 04/12/2019 19:03
rajoelina ( 21/04/2008 11:25)
Mila makany @ dokotera ve?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/05/2008 10:00
raplou ( 20/04/2008 15:17)
Inona no tena mandaitra amin'ny régimes fa tena te hampihena vatana aho ,farafaharatsiny 5KG no miala.Mba toroy hevitra ry reto fa tena efa manakaiky ity ny fanaovana tee shirt sy ny jupe nefa ny kib... tohiny
novalian'i kalasnou ny 21/04/2008 19:18
rajoelina ( 18/04/2008 21:24)
Nihinana trondro zah de kendany taolana, ary mbola henoko tavela ato @ tendako ato lay taolana. inona no mety ho fanafodiny?... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/04/2008 23:07
mimih2009 ( 18/04/2008 13:00)
Mba maniry hahalala ny hevitrareo aho: - inona kay no mahatonga ny vehivavy tsy tonga fotoana kanefa tsy bevoka? - misy mahafantatra tisane mirégulariser règles ve nareo? Efa nande dokotera mants... tohiny
mamboy ( 18/04/2008 10:27)
Mba te hahazo aina rireto aho à de inona no tokony ataoko ?, fa toroy ny tokony ataoko aho fa te hatavy eo amin'ireo lanja ireo de misaotra anareo tapaka sy namana rehetra de veloma :-D ... tohiny
xxx ( 17/04/2008 13:10)
manaôna daôly nareo za ry reto dé nieritreritra oe bevoka a satri nisy rapor sexuel zan à partir an 13èjour.n cyclko irregulier be(28-33-40).efananao differents tests tany @docteur zahay2 dé ... tohiny
novalian'i cath ny 09/06/2008 10:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0629