Fitiavana
NyMisaina
(
18/04/2009 00:08)
Le Collectif GTT vous convie à une Conférence-Débats
Sur les Evénements à Madagascar
Autour d'un DINER
au
GHS
Grand Hotel Sénia
6 rue du Bas Marin - Orly
Le Vendredi 24 avril 2009
...
suite
répondu par benasy le 20/04/2009 10:16
bounany
(
15/04/2009 06:13)
za de vevavy !! nisy sipako talou zay nanontany ana hoe inona no antony matonga ny vevavy ho tia mifamihina na mifampitantana am bandy refa eny an-dalana!! novaliko ihany izy tam zay !!! fa mba arosok...
suite
répondu par xxx le 23/04/2009 13:56
NyMisaina
(
13/04/2009 11:44)
Raha ho Fitiavan-Tanin-drazana dia manasa antsika rehetra:
Rectification pour la Date du Sit-In Pacifique:
SITTING PACIFIQUE
ESPLANADE DES INVALIDES
JEUDI 16 AVRIL DE 13H à 15H
Venez nombreu...
suite
bobone
(
10/04/2009 12:51)
Nisy zaza tokony ho eo @ 15 taona mipetraka ato amiko ary zaza sahirana tokoa! dia nalaiko mba tezaina ary mba manampy ahy satria mbola kely ny zanako ! dia izy zany no mba namany miara-milalao azy! I...
suite
répondu par bobone le 21/04/2009 06:33
ni81
(
10/04/2009 07:32)
Manana namana aho (vehivavy). Manambady izy ary samy malagasy izy ireo. Ity namako ity dia tsy manana havana eto Frantsa fa ilay vadiny kosa dia manana.
Misy cousinen'io vadiny io miantso lava [b]isa...
suite
répondu par Ratoa le 16/05/2009 20:49
xxx
(
09/04/2009 14:20)
Quand l'amour n'est plus, seul le devoir reste....
suite
répondu par fitia2006 le 21/04/2009 14:32
NyMisaina
(
08/04/2009 21:27)
Raha toa ka fitiavan-Tanindrazana sy ny Malagasy toa anao dia :
http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news
A diffuser "no limit"...
suite
xxx
(
08/04/2009 07:35)
TSETSATSETSA TSY ARITRA .
mety hisy vokany eo amin'ny fifakatiavan'ny olona 2 ve ny fivoarana ara-teknolojia !! ohatra tamin'ny andron'ny adama sy eva zao ohatra de tsy mbola nisy zao evolution techn...
suite
répondu par xxx le 14/04/2009 12:48
sitlo
(
06/04/2009 21:06)
Rehefa nandinika aho dia ohatra ny tsy misy izany tiana izany fa safidy no izy. Izany hoe misafidy ianao hoe itsy no milailay dia miaraka amin'iny. Dia raha sendra nifanojo ilay safidy dia atao hoe mi...
suite
répondu par sitlo le 16/04/2009 06:37
pskl
(
06/04/2009 08:06)
Je voudrais la connaître
Savoir comment elle est
Est-elle ou non bien faite
Est-elle jolie, je voudrais
Oh je voudrais la voir
Longtemps la regarder
Connaître son histoire
Et son décor et so...
suite
répondu par Mirananirina le 07/04/2009 09:28
pisokel1
(
05/04/2009 09:39)
mila fanampiana avy aminareo ny tenako, miaraka @ lhy za efa ho 3taona zay, nandritra izay fotoana zay de lasa latsapaka ny fitiavako azy,
ny olana nefa de genre lhy tsy mba miteny ny ao ampony izy,t...
suite
répondu par Djhamhal le 20/04/2009 14:11
heriman
(
04/04/2009 05:22)
ianareo v efa nampiasa produit pommade ireny rehefa manao ? andramo fa milay le izy...
suite
répondu par mmmhh le 23/04/2009 13:30
xxx
(
03/04/2009 11:47)
Miarahaba tompoko!
Izaho dia vhv 24ans, nisaraka tamin'ny vadiko ary izahay efa niteraka iray (mbola kely ilay zanakay), taorianakelin'ny nisarahanay de fantatro fa hay efa nanao sipa ilay vadiko ary...
suite
répondu par xxx le 25/04/2009 05:53
xxx
(
25/03/2009 14:25)
ze l'aime et ze veux l'aime virtuellement ...........
suite
répondu par xxx le 09/04/2009 17:09
NyMisaina
(
23/03/2009 10:01)
From an old friend,
We called him because tgv trickster and very clever ideas to all black. Everyone to know that Besarety gang leader of the district, especially around Dada motorcycle mechanic.
...
suite
répondu par mangabe le 15/04/2009 11:51
xxx
(
22/03/2009 12:12)
Izaho de [b]lehilahy 26ans[/b]
[b]Bandy akama[/b] no anarako
somary menatra ihany ny tenako eto milaza fa mbola tsy nanao firaisana
ny tenako na t@ lahy io na vavy.
Izao anefa de tapak'evitra aho...
suite
répondu par heriman le 04/04/2009 05:19
xxx
(
22/03/2009 12:11)
Izaho de [b]lehilahy 26ans[/b]
[b]Bandy akama[/b] no anarako
somary menatra ihany ny tenako eto milaza fa mbola tsy nanao firaisana
ny tenako na t@ lahy io na vavy.
Izao anefa de tapak'evitra aho...
suite
rabedla
(
10/03/2009 09:27)
ny sipa kay tena tian'io zavatra io an????...
suite
répondu par cartina le 14/07/2010 16:27
xxx
(
09/03/2009 21:36)
[b]HALLELUYAH[/b] , vazo milay be kosa io e. Natokana ho antsika mino izany tena fitiavana izany. Nefa toa mikoroso fahana ilay fitiavana noheverintsika tsy ho simba ankehitriny. Eny, fa na dia mbola ...
suite
répondu par fitia2006 le 21/04/2009 15:39
bounasan
(
09/03/2009 09:14)
salut daholo !!
za de vevav 23 ans, tsy mbola nanao sipa mitsy za hatram zao: ny olako ve?? exigeante lôtra: ze tonga eo ka ts mahafeno fepetra de ts idirako.
ze mikôty ana de ts mahafapo ana aby ...
suite
répondu par nirinajeanrandria9 le 08/06/2018 09:51
