Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bor2lais, milahatra araka ny daty
bor2lais ( 20/01/2009 08:53)
Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza ?
hianareo = izaho, ianao, isika no mbola iantefan\'ny fanontaniana ankehitriny ! Fomba fijeriko : toa tsy dia ny fiheveran\'ny hafa Azy loatra akory no tena mahaliana ny Tompo fa ny fiheverantsika m... tohiny
novalian'i LL52 ny 05/02/2009 08:29
bor2lais ( 15/11/2008 13:51)
Finoana, fanantenana ary fitiavana
\"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana : fa ny fitiavana no lehibe amin\'ireo\" Fantatry ny Kristiana loatra io andininy (faha 13 toko faha 13... tohiny
bor2lais ( 01/09/2008 12:38)
Làlan\'ny hazo fijaliana
Tsy fantatro na efa nandeha teto na tsia ity lohateny ity, fa nanintona ahy tao anatin\'ireo lohateny maro natsidiky \"Ikaretsaka\" ho antsika Kristiana izy ity : \"Inona no fandraisantsika (Krist... tohiny
novalian'i coopsal ny 07/11/2008 13:13
bor2lais ( 09/06/2008 09:22)
Kristiana sy Fanahy Masina
Eo amin\'ny fanaovam-batisa (amin\'ny Anaran\'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina) no azo ilazana fa lasa Kristiana ny olona iray. Ny fanaovam-batisa dia manamarika ihany koa ny fahateraham-ba... tohiny
novalian'i bor2lais ny 16/06/2008 08:58
bor2lais ( 27/05/2008 13:32)
Fanekena atao any am-piangonana
Rehefa misy fotoan-dehibe amin\'ny fiainany dia matetika manao voady ny Kristiana: batisa, katekomena, mariazy, diakona, mpiandry, sns. \"Eto anatrehan\'Atra sy ny Fiangonana ...\" Maro anefa ny ts... tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/06/2008 09:53
bor2lais ( 17/05/2008 11:39)
Hitsara an\'iza no hahatongavan\'i Kristy ?
Miarahaba antsika rehetra. Voalaza @ fanekem-pinoana apostolika fa \"avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty\". Voalaza ao @ Jaona 3 : 18 fa \"Izay mino Azy dia tsy helohina, fa izay tsy mi... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2008 20:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1427