Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i aristolain, milahatra araka ny daty
aristolain ( 16/12/2018 15:48)
Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby
FIDIO N13 AMIn’ZAY 1. Miverina zanatany Frantsay Madagasikara (sy Vohémar koa, zey tagniko); Ny région SAVA mety ho lasa SAVAPA 2. Mia manambola ny vahiny, ny Malagasy mety mia very zoho 3. Ny riv... tohiny
aristolain ( 15/12/2018 12:37)
Avy aty Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby
Mbôla tsara isika jiaby ee!! tenako ity moa avy aty Vohémar ihagny zeo manoratry zao. Ny hevitro mankany dia izao: Raha N13 no lany eo, dia moimana fa ny maimbo carry sy ny roquefort périmé no aha... tohiny
aristolain ( 15/12/2018 12:01)
Tandremo manenina aotrany tamin'ny 2014 rehefa mifidy qmin'ity!!!!
FIDIO N13 AMIn’ZAY 1. Miverina zanatany Frantsay Madagasikara 2. Mia manambola ny vahiny, ny Malagasy mety mia very zoho 3. Ny rive gauche, ho an’ireo manam-bola, ny rive droite, ho an’ny reradr... tohiny
aristolain ( 15/12/2018 12:00)
Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby
Karakory e. Avy aty Vohémar ihagny zeo manoratry zao. Raha N13 no lany eo, dia moimana fa ny maimbo carry sy ny roquefort périmé no ahazo tomontsoa betsaka eo ary ireo gasy be vola; le reste dia ma... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091