Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby 
Lohahevitra : Diaspora
Fitohizan'ny hafatra : Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby
Valiny : 0
Fitohizan'ny hafatra : Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby
Valiny : 0
aristolain - 15/12/2018 12:00
|
![]() Raha resaka asa no andrasanao, miomana fa ny karama ho atao ambany ary ho maimbo carry na vazaha valaka no patron! miomana @ fanalikana sy fanambaniana fa N13 efa olo tsy mitsinjo Malagasy…au contraire!!!! Ny fanabeazana ho lasa désastre ary ho aloha vola aby koa ireo hopitaly fantome izay voalaza fa manara-penitry. Mikasika an’ny fanabehazana justement, mazava ho azy fa tsy misy kits scolaires izegny na cantines gratuites, satria tsy i dada no ho eo. N13 tsa hitsinjo taranaka malagasy fa raha io no lany eo, dia naona ny zanakao (izegny hoe tsy ho concentré mihintsy fa haniditsidina ao am pianarana ao fotsiny) ary ianao koa, andoha vôla @ écolage sy fitaovana, mazava ho azy. En fait izegny, Isika vahoaka majiniky dia hifafa ary mino aho fa ny objectif n’azy io dia atao zey tsy ahantafita ny Malagasy, @ zay plus tard, hazon’ireo vahiny alikaina sy exploter-na tsara ee! Ny insecurite, tsy puce izegny no solution fa reforme ara toekarena eee!!!! naono olo jiaby dia mangalatry, mamono, normal izegny, fa io transition io mihitsy no efa nanalika antsika Malagasy teto fa ireo vahigny no nahazo satisfaction; le reste nifafa satria very asa, nia nahantry, marary ary zanaka aza tsy nahavita fianaragny intsony. Mba mahaiza misaigna fa eucalyptus isisa no tazamin’ny taranaky fa lasa ny Chang daholo bois de rose e! Sinon koa, anareo miresaka hoe raciste ny sasany, mahaizy mijery. vao t@ maraigna zao, olo manam-boninahitry avy aty @ faritra SAVA aty, vao nanambara fa i N13 dia tratra nampitovy isika tanindrana ao Toamasina hoe « GIDRO». Mahaiza manao analyse vao manaratsy olo! Ny conseiller an’ilay candidat iraky izay koa, mitondra ny anarana hoe Patrick Leloup, dia nanao fanambarana hoe « les malgaches sont des babakoto » izegny hoe, « ny malagasy dia babakoto »!!!! Raha tsy mino dia jerevo @ google. Azafady e, asa ianareo, fa amiko manokana, olo manambany Malagasy aotran’izegny ve mihendrika ho prezida??? Asa, Ino hevitrao? Mihendrika ve sa tsia? |