Tandremo manenina aotrany tamin'ny 2014 rehefa mifidy qmin'ity!!!!

1. aristolain ( 15/12/2018 12:01)
FIDIO N13 AMIn’ZAY
1. Miverina zanatany Frantsay Madagasikara
2. Mia manambola ny vahiny, ny Malagasy mety mia very zoho
3. Ny rive gauche, ho an’ireo manam-bola, ny rive droite, ho an’ny reradreraka
4. Miteny Frantsay, misaina Frantsay ary ho bakon’i La Frantsa ny malagasy
5. Mizatra manao foana isika rehetra : Oui Monsieur, d’accord vazaha, oui vazaha. tendremo fa bedy a!
6. Miomana fa patron-nao tsy maintsy na Karana na Vazaha vaky braguette ny akamarony
7. Ny Malagasy ahazo Miami si Tanamasoandra (OUI, ho tanteraka ireo)..SAINGY, ho lasa tompony mangatak’atiny
8. Miami, tsara tarehy, SAINGY…ny vahiny no manararaotry ao satria ny Malagasy moa, aiha hanany vôla hanaovana location ao Miami? Tsy maintsy mijano ao @ Bronx ihegny olo jiaby
9. Atao vita sinoa daholo
10. Avadika Shanghai i Behoririka, Atao tena tsara ary Chang daholo no patron ao
11. Avadikatsika Mumbai i Tsaralalana ary i Abdul daholo no patron sy mpanapaka ao
12. Ataotsika Avenue des Champs d’Hyprocarbures iny Ankorondrano iny. Tandremo tsy mikarama salaire expat fa tsy tafa ao eee
13. Ny Iles éparses ho lasa puits vide
14. ny simentra, efa tsy malagasy ary mbola tohizana tsy ho Malagasy ny mpamokatra azy
15. ny yaourt koa, hifaninanan’ny karana sy ny reunionnais
16. Ny teny vahiny no lasa dredradrenaina sy atao ambony; fa ho atao teny de troisème zone ny teny malagasy
17. Apetraka ao @ sain’ny malagasy hoe ny vazaha no « race ambony »; ny karana aza (izay ambanian’ireo Anglo-saxons sy Singaporian any amin’nybtaniny), mety mbola ho vitan’ny eto ny ampidera azy koa!!!
18. Ny maha Malagasy ny malagasy mihitsy no mety atao tsinitsinina

FIDIO N13 FA LASA FRANTSAY NY NOSY TSIKA EEEE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1204