Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Ravonjison, milahatra araka ny daty
ravonjison
(
18/11/2010 08:42)
Mahavelombolo kely ihany ny toy itony !!!
Na dia eo aza ny fahasarotana mafy misy eo @ tanána, dia mahavelombolo sy mahavelom-panantenana kely ihany ny mahita vaovao toy itony....
"Remise de diplômes aux Médecins Malgaches à Bordeaux...
tohiny
novalian'i prospera ny 15/12/2010 10:04
ravonjison
(
29/04/2010 10:32)
Ahoana marina itý fivavahana silamo itý e ?
Etsy andaniny dia misy milaza fa tao @ fivavahana silamo no nahitany filaminan-tsaina sy fitoniana tanteraka. Etsy ankilany indray dia misy tsy te hierika io fivavahana silamo io mihitsy . Vao mahen...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/05/2010 16:12
ravonjison
(
30/03/2010 15:37)
Tsimandrimandry ? ? ?
Tany dago aho teo ka nitady ireo zavatra mahaliana tao antoerana no nataoko. Nisy ranamana iray izay nitantara tamiko ny fiainana any Diego, satria nipetraka tany ampolony taona maro izy.Nilaza izy ...
tohiny
novalian'i soanja ny 02/09/2010 03:43
ravonjison
(
24/03/2010 16:27)
Tsimandrimandry ? ? ?
Tany dago aho teo ka nitady ireo zavatra mahaliana tao antoerana no nataoko. Nisy ranamana iray izay nitantara tamiko ny fiainana any Diego, satria nipetraka tany ampolony taona maro izy.Nilaza izy fa...
tohiny
novalian'i soanja ny 06/04/2010 15:23
ravonjison
(
08/01/2010 11:39)
Hirahira...tohiny.
Tsy tadidiko tsara fa volana maromaro lasa izay nisy resaka famoronana hira sy fihirána teo. Izaho moa nilaza fa tsy mahay mihira aho fa mandihy no mba haiko.Ary nilaza koa aho fa rehefa mandalo an...
tohiny
novalian'i ni81 ny 08/01/2010 13:14
ravonjison
(
21/10/2009 09:03)
Ny hevitry ny teny " kokosaka "
Sao dia mba misy mahalala ianareo , inona no dikan' ny teny hoe : kokosaka.
Izy io mantsy ao @ hiran' ny TIANONDAY :
..Karolina e , mamilafila
..Karolina e , kokosaka e.
Misaotra mialoha .
...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 23/10/2009 20:53
ravonjison
(
26/08/2009 13:11)
Radama I
Betsaka ny voalaza sy voasoratra fa mpanjaka , mahay , maranitra, fetsy sns..i Radama I. Ao @ boky " IIay vohitry ny nofy " E.D Andriamalala milaza fa raha tsy maty tanora Radama dia mety nitovy laha...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 31/08/2009 12:03
ravonjison
(
20/07/2009 13:51)
Kalo mampiraikitra ???
Sao dia mba misy mahalala ianareo, ahoana marina ny tena fanhdehan'ny kalo ?
Izahay mantsy t@ mbola kely dia nitady hangalatra paiso foana ( nanana izahay fa ilay eny antokotanin' olona no tena nampi...
tohiny
novalian'i ral_ ny 09/03/2013 16:13
ravonjison
(
06/04/2009 08:40)
Miandry porofo ny vahoaka
Ianareo ve mba nisy nanontany hoe : maninona moa i TGV no tsy mamoaka porofo mazava tokony homena ny mpitsara, ary ny mpitsara ihany no tokony hanapaka na nisy na tsy nisy zavatra tsy ara-dalána nata...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 06/04/2009 14:52
ravonjison
(
02/04/2009 16:31)
Ravalomanana(Mcar) = Thomas Sankara ( Burkina Faso)
Misy itovizany ny nahazo azy roalahy ireto. Samy nahatsapa izy roalahy ireo fa tsy tsara ny fiankinana lava @ Frantsa, noho izany niezaka izy ireo hiataka @ Frantsa. Ny zava-nitranga anefa dia voatifi...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 14:01
ravonjison
(
09/01/2009 12:36)
Académie de danse
Tena mba mila ny adiresy email na telefaonina n'ny académie de danse K'Art eny Antanimena aho raha toa mba misy mahalala ianareo. Misaotra mialoha e....
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:36
ravonjison
(
18/01/2007 08:36)
Mitady an' i Hanitsoa Finaritra
Mba mitady an'i Hanitsoa Finaritra aho,nolazain'i rahalahiny fa hoe ao Frantsa izy.Nampianatra fanatanjahantena azy t@ classe de 4éme aho ( 1987-1988), tao Ambatondrazaka.Lanto ihany itý e!Manantena...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 21/01/2007 10:16
ravonjison
(
22/11/2006 10:41)
Fandihizana SALSA
Hono hoa ry zareo,manontany aho, aiza ao Antananarivo no azo handihizana dance latin 'SALSA'.
Handalo pour 3semaines any mantsy aho ka maintsy tohizana ny fanatanjahantena.
Misaotra mialoha @ torohe...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 26/01/2007 09:47
ravonjison
(
27/06/2006 16:48)
Fandihizana avy any Amerika atsimo: salsa, rhumba, chacha...
Mba manontany aho e.Izaho manko dia fandihizana salsa no fanaláko andro,mandeha mifaninana aho rehefa misy fotoana.Sao mba misy ankizy mandihy salsa toa aho ato,mba afaka mifampiresaka na andefasanar...
tohiny
novalian'i kally ny 30/06/2006 13:32
